plt-x-antaifasy_1co_text_reg/07/20.txt

1 line
634 B
Plaintext

\v 20 Gne tsiraikiraiky aby da tokony hipetraky amin'e fiantsoagny izay nisy anazy refa nantsoin'Andriamanitry da hino izy. \v 21 Andevo me anao fony Andriamanitry nangahiky anao? Ka misalasala gn'aminizany. Fa râ mety ho afaky anao, da araraoty izany. \v 22 Satria gn'olo raiky zay nangegn'e Tompo ho andevo da olo afaky e Tompo. Da akô izany gn'olo izay afaky fony izy nangegny mba hino da andevon'i Kristy. \v 23 Anareo da voavidy, noho izany da aza avy akô ireo andevon'e gn'olo. \v 24 Rô ralà, ndre da ino ndre da ino fiainagny misy atsika tsiraikiraiky fony itsika nantsovagny mba hino, da aoky itsika hipetraky akô zany.