plt-x-antaifasy_1co_text_reg/07/10.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 10 Sady ho an'ireo izay manambady da magnome izao didy izao iao- tsy iao, fa e tompo- gne viavy da tsy tokony hisaraky amin'e vadiny,\v 11 (fa râ ohatry izy e misaraky amin'e vadiny, da tokony hijanogny tsy manambady na koa miverigny mihavagny amin' e vadiny)-sady gne lelà da tsy da tokony hisaraky amin'e vadiny.