plt-x-antaifasy_1co_text_reg/07/08.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 8 Ho an'ireo izay tsy manambady sy ireo mpivanotry da mizaka iao fa tsara ho anazy ireo râ mijanogny tsy manambady indreo, akô anà. \v 9 Kanefa indreo râ tsy afaky mamehy tegna, da tokony hanambady. Satria tsara tokotry ho andreo gne manambady akô izay ampirehetin'e filàna ara- nofitry.