plt-x-antaifasy_1co_text_reg/07/05.txt

1 line
649 B
Plaintext

\v 5 Ka mifanakasakagny anareo tsiraikiraiky, afa-tsy amin'e fifagnarahagny nifanaovagny sady amin'e fotoagny voatokagny. Amboaro izany mba ahafahanareo manokan-tegnà amin'e vavaky. Avy eo da tokony hiara-hatory indraiky anareo, da tsy ahafahan'e Satana managalaky fagnahy anareo nohon'e tsy fanagnanareo fifehezan-tegnà.\v 6 Kanefa iao da mizaka ireo râ ireo aminareo am-pahalalàgny fa tsy hoe didy. \v 7 Iriko gn'olo agnaby ho akô anà. Fa gne tsiraikiraiky da samby managny gne fagnomezam-pahasohavagny manokagny avy amin'Andriamanitry. Gne raiky managny ity karazam-pagnomezam-pahasoavagny ity, sady e raiky hafa managny karazany hafa koa.