plt-x-antaifasy_1co_text_reg/06/04.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 4 Raha ohatry ka afaky mitsara gne raha izay miboaky ame andavanandrom-piainagny anao, nagnino anao mametraky karazagny tranga akô izany eo agnatrehan'izay tsinotsinogny ao ame fiangonagny? \v 5Hahamegnatry anareo gne hizakako an'izany. Tsy mba misy ampy fahendregny ndre da raiky me eo aminareo handamigny gne disadisa eo ame mpirahalà? \v 6Fa kosa, misy mpino raiky mandeha mifagnatriky ame mpino hafa eo ame fitsaragny, sady izany raharaha izany da hapetraky eo agnatrehan'e mpitsara izay tsy mpino!