plt-x-antaifasy_1co_text_reg/05/03.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 3Fa ndre da tsy eo am-batagny azaky iao fa mbola eo am-pagnahy, da efa nitsara e raiky izay nagnano an'izany sahady, ohatrany hoe teo iao. \v 4Refa miara-mivory ame agnaran'i Jesosy Tompontsika anareo , sady gnr fagnahiko da eo koa ame herin'i Jesosy Tompontsika, da efa nitsara io olo io sahady iao. \v 5Naniko izany mba hanoloragny an'izany lelà izany ho an'ny Satana ho famotehagny gne nofotry, mba ho voavonjy gne fagnahiny ame androny tompo.