plt-x-antaifasy_1co_text_reg/05/01.txt

1 line
348 B
Plaintext

\v 1Iay da naharegny tatitry fa misy fijangajangagny eo aminareo, karazagny fitondran-tegna tsy mendriky izay tsy azo atao mihitsy eo ame jentilisa. Gne tatitry da hoe misy raiky aminareo miaraky ame vadin'iabany. \v 2Anareo da tena miavognavogny! Fa tsy tokony alahelo me anareo? Gne raiky izay nagnano an'izany da tsy maintsy alagny eto aminareo.