plt-x-antaifasy_1co_text_reg/04/17.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 17 Izany gne nandefasako anareo agn Timoty, zanaky malalako sady mahatoky ao ame Tompo. Izy da hampatsihahy anareo ireo lalagniko ano amin'i Kristy, akô gn'ampianarako andreo ndre aia ndre aia sy aoame fiangonagny agnaby. \v 18 Amizao da lasa miavogny gne sanany aminareo, magnano akôgne hoe tsy ho avy agny aminareo iao.