plt-x-antaifasy_1co_text_reg/04/14.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 14 Iao da tsy nanoratry ireo râ ireo mba hahamegnatry anareo, fa magnitsy anareo akô gne zanaky malalako.\v 15 Fa ndre da managny mpiambigny raiky aigny ao amin'i Kristy azaky anareo, da tsy managny aba maro be. Fa iaoda lasa rainareo ao amin'i Kristy Jesosy tamign'alalan'e filazantsara. \v 16Noho izany da mamporisiky anareoiao mba ho mpangala-tahaky anà.