plt-x-antaifasy_1co_text_reg/04/12.txt

1 line
242 B
Plaintext

\v 12 Miasa mafy iay, miasa amign'alalan'e taganay avao. Refa latsaigny iay, da mitso-drano.\v 13 Refa vôendrikendriky iay, damizaka amin-katsaram-pagnahy. Iay da niova, sady mbzola raisignyho, fakon'izao tontolo izao sy fekan'e râ agnaby.