plt-x-antaifasy_1co_text_reg/04/10.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 10 Iay da mola nohon'e amin'i Kristy, fa anareo da hendry ao amin'i Kristy. Malemy iay, fa anareo mahery. Anareo da nomem-boninahitry, fa iay avakoa tsy nalaim-baraky. \v 11Amizao iay da mosargny sy mangetaheta, sahiragny fitafiagny, voafiky mafy, sady tsy manan-kialofagny.