plt-x-antaifasy_1co_text_reg/04/08.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 8 Efa anagnanareo aganaby izay rehetra tadiavinareo! Efa lasa mpanakaregny anareo! Sady efa nanomboky nanjaka anareo- sady izany da tsy avy taminay! Iao da magniry tokôtry gn'anjakanareo, mba hafahanay manjaka miaraky aminareo. \v 9 Fa iao da mieritreritry fa Andriamanitry da nametraky antsika ho apostoly miharihary akô gne farany amin'e laharagny sy akô gn'olo vôheloky ho faty. Iay da lasa fampisehoagny ho an'izao tontolo izao-ho an'ireo anjely, sady gne ho an'e olombelelogny.