plt-x-antaifasy_1co_text_reg/04/06.txt

1 line
527 B
Plaintext

\v 6 Amizao, rô ralà, nampihatry ireo fitsipiky ireo taminà sy tamin'i Apolosy iao nohogn'aminareo, mba ahafahanareo mianatry avy amnay gne dikan'e fizakagny hoe: "Ka mandeha mihôtry izay vôsoratry." Izany da mba tsy hisy raiky aminareo hirehareha gn'amin'e fankasitrahagny gne raiky nohon'e hafa. \v 7 Fa ia gne mahita e fahasambiafahagny eo aminareo sy ireo hafa? Ino gn'anagnanareo da tsy noraisinareo maimaimpoagny? Râ nandray izany maimaimpoagny anareo, nagnino anareo gne mirehareha akô gne tsy nagnano akô izany?