plt-x-antaifasy_1co_text_reg/04/01.txt

1 line
240 B
Plaintext

\v 1 Da akô izao e tokony handraisan'olo antsika, akô gne mpanompon'i Kristy sady mpitandrigny ireo misterin'Andriamanitry.\v 2 Amizany fifandraisagny izany, da fepetry takegny aminareo mpitandrigny gne maha-mendri-pitokiagny anazy ireo.