plt-x-antaifasy_1co_text_reg/03/18.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 18 K'apetraky hisy olo hamita-tegnà. Râ misy olo eo aminareo mihevitry fa hendry izy amizao vanim-potoagny izao, avelay izy ho lasa "mola" amizay mba mety ho lasa hendry izy.\v 19 Fa gne fahendren'izao tontolo izao da fahadalagny eo amin'Andriamanitry. Satria voasoratry hoe: "Nahatratry g e hendry tamign'e hafetsendreo Izy." \v 20Sady koa hoe: " Gne Tompo da mahalala fa gne fihevitry gne hendry da zava-poagny. "