plt-x-antaifasy_1co_text_reg/03/16.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 16 Tsy lalanareo me fa anareo da tempolin'Andriamanitry sady gne Fagnahin'Andriamanitry e mitoetry ao aminareo?\v 17 Râ misy olo manimba gne tempolin'Andriamanitry, da hanimba izany olo izany Andriamanitry. Fa masigny gne tempolin'Andriamanitry, sady akô izany koa anareo.