plt-x-antaifasy_1co_text_reg/03/08.txt

1 line
240 B
Plaintext

\v 8 Sady izy izay mamboly sy izy izay manondraky da raiky avao, sady gne tsiraikiraiky da samby hahazo gne karamany aby araky gn'asany.\v 9 Fa iay da mpiara-miasa amin'Andriamanitry. Anareo da tanin'Andriamanitry, sy tragnon'Andrimanitry.