plt-x-antaifasy_1co_text_reg/03/03.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 3 Satria anareo mbola arak'e nofitry. Fa ndre aia misy fahasarotam-piaro sy fifandiragny ao aminareo, tsy miaigny arak'e nofitry me anareo, sady tsy mandeha amin'e fenitry gn'olombelogny? \v 4 Fa refa misy raiky mizaka hoe: "Iao magaraky an'i Paoly," sady gne raiky mizaka hoe: "Iao magnaraky an'i Apolosy," da tsy miaigny akô gn'olombelogny avao me anareo? \v 5 Ia me Apolosy? Ia Paoly? Mpaompo izay tamign'alalan'e ninoanareo, izay noman'e Tompo asa aby.