plt-x-antaifasy_1co_text_reg/03/01.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 1 Sady iao, rô ralà, da tsy afaky mizaka akô gn'olo izay ara-pagnahy, f'izy akô ara-nofitry, akô gne zaza ao amin'i Kristy. \v 2 Nofohagnako ronono anareo, fa tsy ventin-kanigny, satria tsy vonogny tamizany anareo; sady ndre amizao azaky da tsy vonogny amizany anareo.