1 line
373 B
Plaintext
1 line
373 B
Plaintext
\v 14 Gn'olo izay tsy ara-pagnahy da tsy mandray ireo râ ireo izay an'e Fagnahin'Andriamanitry, satria fahadalagny aminazy izany. Tsy afa-mahalala an'izany izy satria famantaragny ara-pagnahy izany. \v 15 Izay ara-pagnahy da mitsara gne râ agnaby, fa tsy iharan'e fitsaran'e hafa izy. \v 16 "Fa ia gn'afaky hampianatry Anazy?" Fa iay da tsy managny gne fisaignan'Kristy. |