plt-x-antaifasy_1co_text_reg/02/08.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 8 Tsy nisy taminareo mpanapak'izao andro izao gne nahafantatry io fahendregny io, fa râ nahatakatry izany indreo tamizany fotoagny izany, da tsy ho nofantsian-dreo e Tompon'e voninahitry.\v 9 Fa araky izay voasoratry hoe: "Ireo râ izay nisy maso nahita, tsy nisy sofy nahare, tsy nisy eritnreritry nahazo an-tsaigny, ireo râ izay nomanin'Andriamanitry ho an'ireo tia Anazy. "