plt-x-antaifasy_1co_text_reg/02/06.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 6 Amizao da tena mizaka fahendregny eo aminareo matotry, fa tsy gne fahendren'izao tontolo izo, na gn'andreo mpanampaky izao vanin'andro izao, izay mandalo avao. \v 7 F'izy mizaka gne fahendren'Andriamanitry ame fanamarihagny miafigny isika, gne fahendregny miafigny izay notendren'Andriamanitry mialoha gne vanin'andro agnaby ho voninahintsika.