plt-x-antaifasy_1co_text_reg/01/28.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 28 Andriamanitry da nisafidy izay ambany sy hamavoigny eto amin'izao tontolo zao. Ndre Izy azaky da nifidy ireo râ izay noheveriny ho tsinotsinotsinogny, mba hahavy tsinotsinoa ireo râ izay atao ho manan-danja.\v 29 Naniny izany mba tsy hisy hanagny antony hirehareha eo agnatrehany.