plt-x-antaifasy_1co_text_reg/01/26.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 26 Heritreto gne fagnatsovagny anareo, rô ralà. Tsy maro taminareo. Vitsy aminareo gne hendry râ gn'ame maha olombelogny. Tsy maro taminareo gne nahery. Tsy maro taminareo gn'avo filazarantsara.\v 27 Fa Andriamanitry da nisafidy ireo raha adalan'izao tontolo zao mba hampahamegnatry gne hendry. Andriamanitry da nisafidy izay malemy eo amin'izao tontolo zao mba hampahamegnatry gne matanjaky.