plt-x-antaifasy_1co_text_reg/01/20.txt

1 line
348 B
Plaintext

\v 20 Aia gn'olon-kendry? Aia gne mpanora-dalàgny? Aia gne mpiady hevitry an'izao tontolo zao? Sa tsy nadik'andriamanitry ho fahadalagny me gne fahendren'izao tontolo zao? \v 21 Satria tsy nahalala an'Andriamanitry izao tontolo zao tamign'e fahendregny, da sitrak'Andriamanitry, gne hamojegny ireo izay mino amign'alalan'e fahadalagn'e fitoriagny.