plt-x-antaifasy_1co_text_reg/01/18.txt

1 line
258 B
Plaintext

\v 18 Fagne hafatry momba gne hazo fizaliagny da fahadalagny amin'ireo izay ho faty. Fa eo amindreo izay ho vonjen'Andriamanitry, da herin'Andriamanitry izany.\v 19 Fa vôsoratry hoe: "Ho potehiko gne fahendren'e hendry. Ho foagnako gne fahalalan'e mahay. "