plt-x-antaifasy_1co_text_reg/01/12.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 12 Gne tiako ambara da izao: Gne tsiraikiraiky aminareo samby magnano hoe: "Iao miaraky amin'i Paoly," na "Iao miaraky amin'i Apolosy, " na " Iao miaraky amin'i Kefasy, " na " Iao miaraky amin'i Kristy.\v 13 " Vôzarazara me Kristy? Paoly me nofatsiagny ho anareo? tamign'agnaran'i Paoly me gne namboarigny batisa anareo?