plt-x-antaifasy_1co_text_reg/01/10.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 10 Amizao da mamporisiky anareo iao, rô ralà, amin'e gn'agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraky anareo aby, sady tsy hisy fisarahagny eo agnivonareo. Mamporisiky iao mba hikambagny amin'e saigny mitovy sy tanjogny mitovy anareo.\v 11 F'efa nanigny mazava taminà, rô ralà, tamign'alalan'e fonkonolon'i Kloe fa misy fifampiandaniagny gn'aminareo.