plt-x-antaifasy_1co_text_reg/01/01.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 1 Paoly, natsovan'i Jesosy Kristy mba ho apôstôly noho gne sitrapon'Andriamanitry, izy amin'i Sostena ralàntsika,\v 2 ho an'e fiangonan'Andrimanitry ao Korinto, ho andreo izay vôhasigny tao amin'i Kristy Jesosy, da vôantso ho olo masigny. Manoratry ho anareo aby izay mangahiky gn'agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'e toeragny agnaby avakoa iay, gne Tompon-dreo izy sy antsika.\v 3 Ho aminareo gne fahasoavagny izy ame fiadanagny avy amin'Andriamanitry Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.