\v 25 Sady mahakasiky ireo zay tsy nanambady mihitsy, iao da tsy managny didy avy agny ame Tompo. Nefa iao da magnome gne hevitro akô gne raiky zay, ame alalan'e famindram-pon'e tompo, da mendri-pitokisagny.\v 26 Noho zany, mieritreritry iao fa nohon'e loza zay ho avy, da tsara ho an'e lelà gne mijanogny ame maha izy an'azy.