auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-11 10:12:43 -05:00 committed by root
parent 585e93c0d4
commit d5c62fb4de
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Ka mifanakasakagny anareo tsiraikiraiky, afa-tsy amin'e fifagnarahagny nifanaovagny sady amin'e fotoagny voatokagny. Amboaro izany mba ahafahanareo manokan-tegnà amin'e vavaky. Avy eo da tokony hiara-hatory indraiky anareo, da tsy ahafahan'e Satana managalaky fagnahy anareo nohon'e tsy fanagnanareo fifehezan-tegnà.\v 6 \v 7 Kanefa iao da mizaka ireo râ ireo aminareo am-pahalalàgny fa tsy hoe didy. Iriko gn'olo agnaby ho akô anà. Fa gne tsiraikiraiky da samby managny gne fagnomezam-pahasohavagny manokagny avy amin'Andriamanitry. Gne raiky managny ity karazam-pagnomezam-pahasoavagny ity, sady e raiky hafa managny karazany hafa koa.
\v 5 Ka mifanakasakagny anareo tsiraikiraiky, afa-tsy amin'e fifagnarahagny nifanaovagny sady amin'e fotoagny voatokagny. Amboaro izany mba ahafahanareo manokan-tegnà amin'e vavaky. Avy eo da tokony hiara-hatory indraiky anareo, da tsy ahafahan'e Satana managalaky fagnahy anareo nohon'e tsy fanagnanareo fifehezan-tegnà.\v 6 Kanefa iao da mizaka ireo râ ireo aminareo am-pahalalàgny fa tsy hoe didy. \v 7 Iriko gn'olo agnaby ho akô anà. Fa gne tsiraikiraiky da samby managny gne fagnomezam-pahasohavagny manokagny avy amin'Andriamanitry. Gne raiky managny ity karazam-pagnomezam-pahasoavagny ity, sady e raiky hafa managny karazany hafa koa.