auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-13 01:06:08 -05:00 committed by root
parent d103b359a7
commit 7f68bd4187
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Efa anagnanareo aganaby izay rehetra tadiavinareo! Efa lasa mpanakaregny anareo! Sady efa nanomboky nanjaka anareo- sady izany da tsy avy taminay! Iao da magniry tokôtry gn'anjakanareo, mba hafahanay manjaka miaraky aminareo. Fma iso da mieritreritry fa Andriamanitry da nametraky antsika ho apostoly miharihary akô gne farany amin'e laharagny sy akô gn'olo vôheloky ho faty. Iay da lasa fampisehoagny ho an'izao tontolo izao-ho an'ireo anjely, sady gne hi anign'olombelelogny
\v 8 Efa anagnanareo aganaby izay rehetra tadiavinareo! Efa lasa mpanakaregny anareo! Sady efa nanomboky nanjaka anareo- sady izany da tsy avy taminay! Iao da magniry tokôtry gn'anjakanareo, mba hafahanay manjaka miaraky aminareo. \v 9 Fa iao da mieritreritry fa Andriamanitry da nametraky antsika ho apostoly miharihary akô gne farany amin'e laharagny sy akô gn'olo vôheloky ho faty. Iay da lasa fampisehoagny ho an'izao tontolo izao-ho an'ireo anjely, sady gne ho an'e olombelelogny.