auto save

This commit is contained in:
MAD125 2020-02-10 04:12:10 -05:00 committed by root
parent 9fd268a151
commit 7e598b6447
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka Raha gne mahakasiky gne fihinanagny hanigny nanigny sorogny ho an'e sampy- da fantatry tsika fa "gne sampy etoa amin'izao tontolo izao da tsinotsinogny" sady " tsy misy Andriamanitry afa-tsy raiky avao." Fa misy the mody hangizagny hoe andriamanitry, na a an-dagnitry na an-tany etoa, ako gne hamarozan'gne "andriamanitry" sy gne hamarozan'e "Tompo." Fa ho antsika, "Raiky avao the Andriamanitra da e Ray,izay avy ame ra marobe, da Izy gne antony hivelomatsika, da iray the Tompo Jesosy Kristy, izay taminin'gne alalany e nampisy gne ra marobe, da taminin'gne alalany gne nampisy antsika."
\v 4 \v 5 \v 6 Ka Raha gne mahakasiky gne fihinanagny hanigny nanigny sorogny ho an'e sampy- da fantatry tsika fa "gne sampy etoa amin'izao tontolo izao da tsinotsinogny" sady " tsy misy Andriamanitry afa-tsy raiky avao." Fa misy the mody hangizagny hoe andriamanitry, na a an-dagnitry na an-tany etoa, ako gne hamarozan'gne "andriamanitry" sy gne hamarozan'e "Tompo." Fa ho antsika, "Raiky avao the Andriamanitra da e Ray,izay avy ame ra marobe, da Izy gne antony hivelomatsika, da iray the Tompo Jesosy Kristy, izay taminin'gne alalany e nampisy gne ra marobe, da taminin'gne alalany gne nampisy antsika."

View File

@ -1 +1 @@
Ndre izany aza, izany fahalalagny izany da mbola tsy ame tsiraikiraiky. F'izy, gne sasany taloa da nampiasa gne fanompoan-tsampy, da nihinagny izany sakafo izany ako hoe ra ninigny sorogny ho an'e sampy izany. Noho izany da smba gne fieritreretan-dreo satria malemy izany.
\v 7 Ndre izany aza, izany fahalalagny izany da mbola tsy ame tsiraikiraiky. F'izy, gne sasany taloa da nampiasa gne fanompoan-tsampy, da nihinagny izany sakafo izany ako hoe ra ninigny sorogny ho an'e sampy izany. Noho izany da smba gne fieritreretan-dreo satria malemy izany.