Sat Mar 07 2020 16:44:22 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 16:44:22 +03:00
commit 73a7a3c5ef
46 changed files with 97 additions and 2 deletions

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Iay da naharegny tatitry fa misy fijangajangagny eo aminareo, karazagny fitondran-tegna tsy mendriky izay tsy azo atao mihitsy eo ame jentilisa. Gne tatitry da hoe misy raiky aminareo miaraky ame vadin'iabany. \v 2Anareo da tena miavognavogny! Fa tsy tokony alahelo me anareo? Gne raiky izay nagnano an'izany da tsy maintsy alagny eto aminareo.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Fa ndre da tsy eo am-batagny azaky iao fa mbola eo am-pagnahy, da efa nitsara e raiky izay nagnano an'izany sahady, ohatrany hoe teo iao. \v 4Refa miara-mivory ame agnaran'i Jesosy Tompontsika anareo , sady gnr fagnahiko da eo koa ame herin'i Jesosy Tompontsika, da efa nitsara io olo io sahady iao. \v 5Naniko izany mba hanoloragny an'izany lelà izany ho an'ny Satana ho famotehagny gne nofotry, mba ho voavonjy gne fagnahiny ame androny tompo.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Tsy tsara gne fireharehanareo! Tsy lalanareo me fa gne lalivay kidy da magnova gne mofo agnaby? \v 7Diovy gne tegnanareo ame lalivay taloha mba ho lasa mofo vaovao anareo, ka mba ho lasa mofo tsisy lalivay. Fa Kristy, e Zanak'ondrintsika tame paska, da nanigny sorogny. \v 8Noho izany da aoky atsika hankalaza gne firavoravoagny, tsy ame lalivain'e fitondran-tegna ratsy izy ame faharatsiagny. Fa kosa, aoky atsika hankalaza ame mofo tsisy lalivain'e fahadiovam-po izy ame fahamarignagny.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Iao da nanoratry ho anareo tao ame taratasiko mba tsy hiarahanareo miasa ame olo mpijangajanga.\v 10Kanefa gne tiako ambara da tsy gne olo mpijangajanga agnaby eto am'izao tontolo izao, na e tsy mahonon-tegna, na e mpisoloky, na e mpanompo sampy, satria mba hialagny amindreo da mila miala am'izao tontolo izao anareo

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Nefa amizao fotoagny izao iao manoratry ho anareo mba tsy hiara-hiasa miaraky amin'ia na ia izay antsoigny hoe rahalà nefa miaigny ao agnatin'e fijangajangagny, na izay tsy mahono-tegna, na mpanompo sampy, na mpizaka ratsy, na mpihina toky, na mpisoloky. Ka mihinagny hanigny miaraky ame olo ako izany mihitsy. \v 12Fa akognaia gn'idirako ame fitsaragny izay agny ambadik'e fiangonagny? Mifanohitry amizany, anareo me tsy tokony hitsara izay ao agnatin'e fiangonagny? \v 13Fa Andriamanitry da mitsara izay agny ambadiky. "Alay eo aminreo gne olon-dratsy."

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Refa misy raiky aminareo managny ady ame raiky hafa, sahy handeha agny ame fitsaragny eo agnatrehan'e mpitsara tsy mpino me izy, fa tsy eo agnatrehan'e mpino? \v 2Tsy lalanareo me fa e mpino gne hitsara an'izao tontolo izao? Raha izany, anareo gne hitsara an'izao tontolo izao, tsy mahavita mandamigny raharaha madiniky me anareo? \v 3Tsy lalanareo me fa hitsara anjely atsika? akognaia, noho izany, gne fihoaran'e fahafahantsika mitsara ireo raharaha am'ity fiainagny ity?

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Raha ohatry ka afaky mitsara gne raha izay miboaky ame andavanandrom-piainagny anao, nagnino anao mametraky karazagny tranga akô izany eo agnatrehan'izay tsinotsinogny ao ame fiangonagny? \v 5Hahamegnatry anareo gne hizakako an'izany. Tsy mba misy ampy fahendregny ndre da raiky me eo aminareo handamigny gne disadisa eo ame mpirahalà? \v 6Fa kosa, misy mpino raiky mandeha mifagnatriky ame mpino hafa eo ame fitsaragny, sady izany raharaha izany da hapetraky eo agnatrehan'e mpitsara izay tsy mpino!

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Gne fisian'e ady eo aminareo kristiana agnaby da efa faharesegny ho anareo sahady. fa tsy aleo me avela ho voafitaky gne tegnanareo? \v 8Fa anareo da nandiso sady namitaky gne hafa, sady da rahalànareo avao indreo!

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Tsy lalanareo me fa gne tsy marigny da tsy handova gne fanjakan'Andriamanitry? K'aza mino vandy. Gne vetaveta , gne mpanompo sampy, gne mpijangajanga, gne lelà mpivaro-tegna, gne miara-mandry ame samby lelà,\v 10gne mpangalatry, gne tsy mahalala onogny, gne mpihina tôky, gne mpagnano ratsy, gne mpagnano an-keriny -tsisy raiky amindreo handova gne fanjakan'Andriamanitry.\v 11Akô izany gne sasany aminareo. Fa efa voadio anareo, nohamasinigny anareo, sady voamarigny tamin'Andriamanitry anareo tame agnarany Tompo Jesosy Kristy izy ame Fagnahin'Andriamanitsika.

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12"Gne raha agnaby da ara-dalagny amina," fa tsy gne raha agnaby gne mahasoa. "Gne raha agnaby da ara-dalagny amina," fa ho andevozin'e raiky amin'io iao. \v 13"Gne hanigny da ho an'e troky, sady gne troky nanigny ho an'e hanigny," fa Andriamanitry da agnafohagny andreo roy. Gne vatagny da tsy nanigny ho an'e fijangajangagny. Fa kosa, gne vatagny da nanigny ho an'e Tompo, sady gne Tompo da hagnome ho an'e vatagny.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Andriamanitry da efa nanangagny gne Tompo sady hanangagny atsika ame heriny koa. \v 15Tsy lalanareo me fa gne tegnanareo da ratsam-batan'i Kristy? Ka hindesiko me izany gne ratsam-batan'i Kristy da ho ampiresiko ame mpivaro-tegna indreo? Da raha tsy hisy izany!

1
06/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16Tsy lalanareo me fa izay miaraky ame mpivaro-tegna da lasa nofotry raiky amin'azy? akô gne voazakan'e Soratry Masigny hoe: "Ho nofotry raiky avao indreo roy." \v 17Fa izy izay miray ame Tompo da lasa fagnahy raiky amin'Azy.

1
06/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18Hialao gne fijangajangagny! gne fahotagny izay ataon'olo agnaby da ambadikin'e tegna, fa gne olo mpijangajanga da manota ho ame tegnany avao.

1
06/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Tsy lalanareo me fa gne vatanareo da fiangonan'e Fanahy Masina, izay mipetraky ao agnatinareo, izay azonareo avy amin'Andriamanitry? Tsy lalanareo me fa tsy anareo gne tegnanareo? \v 20Fa olo voavidy anareo . Noho izany da mankalazà an'Andriamanitry ame tegnanareo. [Fagnamarihagny: Gne dika-teny taloha sasany da mivaky akô izao hoe: "Noho izany mankalazà an'Andriamanitry ame tegnanareo izy ame fagnahinareo, izay an'andriamanitry." Fa gne dika-teny tsara be da tsy mivaky akô io.]

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

1
14/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Mitadiava fitiavagny sady managna zotom-po ame fagnomezam-pagnahy, indrindra fa gne haminanianareo. \v 2Fa izay mizaka ame fizakagny tsy lala da tsy miresaky ame olo fa amin'Andriamanitry. Fa tsisy mahazo an'azy satria miresaky raha mifiny ao ame Fagnahy izy. \v 3Fa izay maminany da miresaky ame olo mba ho fampioregnagny andreo, ho fampirisihagny andreo, sady fampiononagny andreo. \v 4Izay mizaka ame fizakagny tsy lala da magnorigny gne tegnany, fa izay maminany da magnorigny gne fiangonagny.

1
14/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Amizao fotoagny izao da magniry anareo agnaby hizaka ame fizakagny tsy lala iao. Fa mbola mihoatry noho izany azaky, magniry iao gne haminanianareo. Izay maminany da zakabe kokoa noho izay mizaka ame fizakagny tsy lala( raha tsy hoe misy olo raiky mandika zaka ka mba hioregnan'e fiangonagny). \v 6Fa amizao fototagny izao, ô rahalà, raha avy eo aminareo ame fizakagny tsy lala iao, ino gne tombon-tsoa omeko anareo amizany? Tsy afaky iao, raha tsy hoe miresaky aminareo ame fagnambaragny, na fahalalagny, na faminaniagny, na fampianaragny.

1
14/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Raha mamoaky feo e raha magneno tsy managn'aigny-akô gne sodigny na lokanga-sady tsy mamoaky lantom-peo samby hafa, akôgnaia gn'afantaran'olo izay melodia avoakan'e sodigny na gne lokanga? \v 8Fa raha magnano feo hafahafa gne trompetra akôgn'aia gn'afantaran'olo refa fotoagny hiomanagny ame day? \v 9Ka akô izany avao koa gn'aminareo. Raha tsy mazava gne zaka aloakin'e vavanareo, akôgnaia gne hahafantaran'olo izay ho zakainareo? Hizaka anareo, da tsy hisy hahazo anareo.

1
14/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Misy fizakagny maro samby hafa eto amizao tontolo izao, sady tsisy amiregny gne tsisy dikany.\v 11Fa raha tsy mahalala gne dikan'e fizakagny raiky iao, da ho vahiny amizay mizaka, sady izay mizaka ho vahiny aminà.

1
14/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Akô izany avao koa gne aminareo. Satria magniry fatratry gne fihetsehan'e Fagnahy anareo, da managna zotom-po mba hiroborobo ame fagnoregnagny gne fiangonagny. \v 13Noho izany izay mizaka ame fizakagny tsy lala da tokony hivavaky mba hafahany mandika zaka. \v 14Fa raha mivavaky ame fizakagny tsy lala iao, da mivavaky gne fagnahiko, fa gne saigniko tsy mamoa

1
14/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Ino gne tokony ho aniko? Hivavaky ame Fagnahiko iao, fa hivavaky ame saigniko avakoa. Hihira miaraky ame Fagnahiko iao, sady hihira miaraky ame saigniko avakoa. \v 16Raha tsy izany, raha midera an'Andriamanitry miaraky ame Fagnahy anareo, akôgnaia gne hizakan'e vahiny hoe "Amena" sa refa magnome fisaoragny anao raha ohatry ka tsy lalany izay zakainao.

1
14/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Fa anao da tena magnome fisaoragny tsara avao, fa gne olo-kafa tsy miorigny. \v 18Misaotry an'Andriamanitry iao fa mizaka ame fizakagny tsy lala mihoatry noho anareo agnaby. \v 19F'izy agny am-piangonagny da aleoko mizaka zaka dimy arak'e fazahoako mba hafahako mampianatry gne hafa, toy izay zaka ray aligny ame fizakagny tsy lala.

1
14/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Ô rahalà, mba ka zaza ame fihevitrinareo. Fa kosa, raha ame ratsy da magnanova akô zaza. Fa ame fihevitrinareo da aoka ho matotry anareo. \v 21Ao ame lalagny da voasoratry hoe: "Ame alalan'olo hafa fizakagny izy ame alalan'e molotr'e vahiny da hiresaky amireto olo ireto Iao. Ndre da tsy hiteno Ana azaky indreo," hoy gne Tompo.

1
14/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22Noho izany gne fizakagny tsy lala da famantaragny, tsy ame mpino, fa ame tsy mpino. Fa gne faminaniagny kosa da ho famantaragny, tsy ho an'e tsy mpino, fa ho an'e mpino.\v 23Noho izany, raha ohatry ka, miara-miangogny gne fiangonagny agnaby sady mizaka ame fizakagny tsy lala agnaby, da miditry gne vahiny izy ame tsy mpino, tsy ho zakaindreo fa mola me anareo?

1
14/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24Fa raha naminany agnaby anareo aby ka nisy tsy mpino na vahiny niditry, da ho resy lahatry amizay regniny agnaby izy. Ho tsaraigny ame alalan'izay vozaka agnaby izy.\v 25Ho ambara gne tsiambaratelo ao am-pony. Vokatr'izany, handohaliky izy sady hitsaoky an'Andriamanitry. Hagnambara izy fa tena eo aminareo Andriamanitry.

1
14/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26Ino izany e magnaraky, ô rahalà? Refa tafaray anareo, gne tsiraidraiky da managny salamo, fampianaragny , fagnambaragny, fizakagny tsy lala, na fandikagny zaka. Amboary gne rah agnaby mba hagnoregnanareo gne fiangonagny. \v 27Raha misy mizaka ame fizakagny tsy lala, avelay hisy roy na fara fahamarony telo eo, sady mandeha tsiraidraiky, avy eo da tokony hisy raiky handika gne zaka voalaza. \v 28Fa raha tsisy mpandika zaka avelay gne tsiraidaraiky amindreo hitagny fahanginagny ao am-piangonagny. Avelay gne tsiraidraiky hiresaky mitokany ame tegnany izy amin'Andriamanitry.

1
14/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29Avelay hizaka gne mpaminany roy na telo, sady avelay gne hafa hiteno ame fahaiza-magnavaky izay voalaza. \v 30Fa raha misy fahitagny omegny izay mipetraky eo ame fanompoagny, avelay hangigny e raiky izay nizaka.

1
14/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31Fa gne tsiraidraiky aminareo da afaky mifandimby maminany mba hafahan'e tsiraidraiky mianatry sady mba hahery agnaby. \v 32Fa gne fagnahin'e mpaminany da eo ambanin'e fagnaraha-mason'ireo mpaminany. \v 33Fa Andriamanitry da tsy Andriamanitrin'e fikorotagnagny, fa fiadanagny. Izany gne fitsipiky ho an'e fiangonan'e mpino agnaby.

1
14/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34Gne viavy da tokony hitagny fahanginagny ao am-piangonagny, satria tsy mahazo alalagny hizaka indreo. Fa kosa, tokony hagneky indreo, akô gne ambaran'e lalagny. \v 35Raha misy irindreo hianaragny, avelay hagnotany gne vadiny agny an-dragno indreo. Fa mahamegnatry ho ane viavy gne mizaka ao am-piangonagny. \v 36Avy aminareo me gne niavian'e zakan'Andriamanitry? Anareo raiky me gne voakasik'izany?

1
14/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37Raha misy mieritreritry gne tegnany ho mpaminany na ara-pagnahy, da tokony hagnaiky izy fa e raha izay soratako aminareo da didin'e Tompo. \v 38Fa raha misy tsy magneky izany, da aleo izy tsy ho ekegny. [Fagnamarihagny: Gne ankamaroan'e dikan-teny, ao agnatin'izany gne ULB izy ame UDB, da mamaky hoe: "Fa raha misy tsy magneky izany, da aleo tsy ho ekegny izy." Gne dika-teny sasany taloha magnano hoe: "Fa raha misy tsy mahalala izany da aleo izy tsy ahalala izany."

1
14/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39Koa amizany, ry rahala, magniria fatratry gne haminany, da ka mandrara ndre ia ndre ia hizaka ame fizakagny tsy lala. \v 40Fa avelay gne raha agnaby anigny araky gne tokony ho izy da ampilaminagny.

1
14/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 14

1
16/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Gne mikasiky gne fandagnonam-bola ho an'e mpino, arak'e gne nagnambarako lalagny e fiangonan'i Galitia, da akô izany avakoa e tokony gnaninareo. \v 2Amign'andro vôlohan'erign'andro anareo tsikiraikiraiky da samby hanokagny zavatry sady hitahiry anazy araky izay vitanareo. Magnamboara izany mbatsy hisy fanangonam-bola refa avy iao

1
16/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Refa avy iao, ndre aia ndre aia ekenareo, da alefako miaraky amin'e taratasy mba hanolorako gne fanatitrareo ho an'i Jerosalema. \v 4Râ tsy mety aminà avakoa gne madeha, da handeha hiaraky aminà indreo.

1
16/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Fa ho avy agny aminareo iao refa mandalo an'i Makedonia. Fa handalo an'i Makedonia iao. \v 6Mety afaky hijanogny hiaraky aminareo iao na mandritry gne ririgny mihitsy azaky, mba hahafahandreo magnampy anà amin'e diako, ndre aia ndre aia andehanako.

1
16/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Fa tsy magniry gne hahita anareo mandritry gne fotoagny foiky iao zao. Fa magnategna gne hipetraky ela miaraky aminareo, râ omen'e Tompo. \v 8Fa hijanogny ao Efasaosy iao mandram-pahanin'e Pantekosta,\v 9f'efa varangaragny malalaky gne nisokatry ho anà, sady misy fahavalo maro.

1
16/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10Sady refa avy Timoty, da ezaho mba tsy hatahotry izy miaraky aminareo, fa magnano gn'asan'i Tompo izy, akô gn'aniko.\v 11K'avela hisy olo hagnano tsinotsinogny an'azy. Ampio izy ame lalagniny ame fiadanagny, mba hafahany megn'amina. Fa magnategna an'azy mba ho avy hiaraky amireo rahalà iao. \v12 Sady mikasiky gne rahalàtsika Apolosy, da nampirisiky an'azy mafy iao mba hamangy anareo miaraka amireo rahalà. Fa mbola tsy vonogny tanteraky gne ho avy izy izao. Ndre izany aza, ho avy avao izy refa ame fotoagny mety.

1
16/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Miambena, mitsangana tsara ame finoagny, miasa akô gne lelà, mahereza.\v 14Aoky ho anigny am-pitiavagny izay haninareo agnaby.

1
16/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Lalanareo gne fianakavian'i Stefanasy, fa indreo gne niova fo voalohany tao Asia, sady indreo nametraky gne tegnandreo ho ame fanompoagny gne mpino. Sady mampirisiky anareo iao, rô rahalà,\v 16mba hagneky gne olo akô izany da ame olo agnaby izay magnampy ame asa miaraky aminay.

1
16/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Mifaly ame fevian'i Stefanasy, Fortinasy, sady i Akaiosy Iao. Nameno gne tsy naha-teo anareo indreo. \v 18Fa namelombelogny gne fagnahiko izy ame gn'anareo indreo. Ka noho izany, fantaro gn'olo akô izany.

1
16/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Gne fiangonan'i Asia da magnano veloma anareo. Akila izy am'i Pritsila da magnano veloma anareo ao amin'i Tompo, miaraky ame fiangonagny izay ao ame misy andreo. \v 20Gne rahalà agnaby magnano veloma anareo. mifagnamboara veloma ame oroky masigny.

1
16/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21Iao, Paoly, manoratry an'ity ame tagnako. \v 22Raha misy olo tsy tia gne Tompo, enga anie ka ho voaozogny izy. Ho avy, gne Tompotsika!\v 23Ho aminareo anie gne fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo. \v 24Ho aminareo agnaby gne fitiavako ao amin'i Jesosy Kristy. [Fagnamarihagny: Gne dika-teny taloha da magnampy hoe: "Amena." Fa gne vaovao maro hafa, ao agnatin'izany gne ULB izy ame gne UDB,da mangala an'izany.]

1
16/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha-16

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> cae7197bc0523ffe2854ad1123289e68cc39a922
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> cae7197bc0523ffe2854ad1123289e68cc39a922

View File

@ -32,6 +32,50 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD123"
],
"finished_chunks": [
"16-title",
"05-01",
"05-03",
"05-06",
"05-09",
"05-11",
"06-01",
"06-04",
"06-07",
"06-09",
"06-12",
"06-14",
"06-16",
"06-18",
"14-05",
"06-19",
"14-01",
"14-15",
"14-17",
"14-20",
"14-22",
"14-24",
"14-26",
"14-29",
"14-31",
"14-37",
"16-03",
"16-05",
"16-07",
"16-10",
"14-07",
"14-10",
"14-12",
"14-34",
"14-39",
"16-01",
"16-13",
"16-15",
"16-17",
"16-19",
"16-21"
]
}