auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-12 07:59:14 -05:00 committed by root
parent 92dca7a875
commit 4bb54fd944
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Amizao da mamporisiky anareo iao, rô ralà, amin'e gn'agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraky anareo aby, sady tsy hisy fisarahagny eo agnivonareo. Mamporisiky iao mba hikambagny amin'e saigny mitovy sytanjogny mitovy anareo.\v 11 F'efa nanigny mazava taminà, rô ralà, tamign'alalan'e fonkonolon'i Kloe fa misy fifampiandaniagny gn'aminareo.
\v 10 Amizao da mamporisiky anareo iao, rô ralà, amin'e gn'agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraky anareo aby, sady tsy hisy fisarahagny eo agnivonareo. Mamporisiky iao mba hikambagny amin'e saigny mitovy sy tanjogny mitovy anareo.\v 11 F'efa nanigny mazava taminà, rô ralà, tamign'alalan'e fonkonolon'i Kloe fa misy fifampiandaniagny gn'aminareo.