Wed Nov 20 2019 14:57:21 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-11-20 14:57:21 +02:00
parent d77e993bf8
commit d591edee2d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Andô hagnaraka ny lalana mahitsy, kara ny amin'ny andro mazava, fa tsy kara ny amin'ny firavoravoana tsy amim-pahamendrehana na koa ny fahamamoana; ary andô tsy handeha amin'ny fahavetavetana na amin'ny filàna tsy vofehy, ary tsy ho amin'ny fifanoherana na ny fialognana. \v 14 Fa mirakofa an'i Jesosy Kristy Tompo, ary aza magnomia hirika ho an'ny nofo, mba hagnomiazana fahafaham-po ny filàny.
\v 13 Andô hagnaraka ny lalana mahitsy, kara ny amin'ny andro mazava, fa tsy kara ny amin'ny firavoravoana tsy amim-pahamendrehana na koa ny fahamamoana; ary andô tsy handeha amin'ny fahavetavetana na amin'ny filàna tsy vofehy, ary tsy ho amin'ny fifanoherana na ny fialognana. \v 14 Fa mirakofa an'i Jesosy Kristy Tompo, ary aza magnomia hirika ho an'ny nofo, mba hagnomiazana fahafaham-po ny raha aragniny.