Fri Nov 22 2019 10:02:11 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-11-22 10:02:12 +02:00
parent df073101c4
commit d3b71db22b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 \v 31 \v 32 Amin'izô de mandrisika andreo zaho, ry rahalahy, amin'ny Jesosy Kristy Tompontsena, sy amin'ny fitiavan'ny Fagnahy, mba hiaraka hiady aminay andreo amin'ny vavaka antôndreo amin'Andriamanitra ho anay. Mivavaha mba ho avotra amin'izegny tsy magnaja akagny Jodia zaho, ary mba ho eken' izegny mpino ny fanompoako ho an'i Jerosalema. Mivavaha mba hitongavako amindreo amin-kafaliana amin'ny sitrapin'Andriamanitra, ary mba hahafahako, mahita felignesana, miaraka amindreo.
\v 30 Amin'izô de mandrisika andreo zaho, ry rahalahy, amin'ny Jesosy Kristy Tompontsena, sy amin'ny fitiavan'ny Fagnahy, mba hiaraka hiady aminay andreo amin'ny vavaka antôndreo amin'Andriamanitra ho anay. \v 31 Mivavaha mba ho avotra amin'izegny tsy magnaja akagny Jodia zaho, ary mba ho eken' izegny mpino ny fanompoako ho an'i Jerosalema. \v 32 Mivavaha mba hitongavako amindreo amin-kafaliana amin'ny sitrapin'Andriamanitra, ary mba hahafahako, mahita felignesana, miaraka amindreo.

View File

@ -133,6 +133,7 @@
"15-24",
"15-26",
"15-28",
"15-30",
"16-title",
"16-01",
"16-03",