Tue Nov 19 2019 11:39:49 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-11-19 11:39:50 +02:00
parent c5f998a451
commit 6918ccbd0b
3 changed files with 5 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 \v 31 Zareo de feno ny tsy fahamarinana, faharatsiana, fagniriana, ary rankinina jiaby. Zareo de feno fialognana, famonoana, fifandirana, fitaka, ary fikasan-dratsy. Zareo de mpikitika, mpanandritandrika, ary mpankahala an'Andriamanitra. Zareo de mahery fihetsika, miavo, ary mipoerapoera. Zareo de mpamorogna raha tsy manjary, ary zareo de tsy mangnaja ny ray aman-drininy. Zareo de tsy managna fahezana; zareo de tsy atokisana, tsy managna fitiavagna vôzagnahary, ary tsy managna famindram-po.
\v 29 Zareo de feno ny tsy fahamarinana, faharatsiana, fagniriana, ary rankinina jiaby. Zareo de feno fialognana, famonoana, fifandirana, fitaka, ary fikasan-dratsy. \v 30 Zareo de mpikitika, mpanandritandrika, ary mpankahala an'Andriamanitra. Zareo de mahery fihetsika, miavo, ary mipoerapoera. Zareo de mpamorogna raha tsy manjary, ary zareo de tsy mangnaja ny ray aman-drininy. \v 31 Zareo de tsy managna fahezana; zareo de tsy atokisana, tsy managna fitiavagna vôzagnahary, ary tsy managna famindram-po.

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 Fantanjareo ny lalan'Andriamanitra, fa izegny magnano raha raha karan' izany de magneva ananjy ny fahafatesana. Fa tsy raha io my aniny, fa magneky ny hafa izegny magnano raha io my koa.
\v 32 Fantanjareo ny lalàn'Andriamanitra, fa izegny magnano raha karan' izany de magneva ananjy ny fahafatesana. Fa tsy raha izany my no anìny, fa magneky ny hafa izegny magnano raha io my koa.

View File

@ -50,6 +50,8 @@
"01-22",
"01-24",
"01-26",
"01-28"
"01-28",
"01-29",
"01-32"
]
}