Sat Nov 30 2019 12:20:43 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-11-30 12:20:44 +02:00
parent d0e0bf14d1
commit 900ff60291
3 changed files with 5 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 Oka ho mpala-tahaka anay, anarô ry rahalahy. Diniho akeky zareo izegny mandeha araka ny ohatra izegny hitanarô aminay. Maro ny mandeha _izegny efa nizakeko anarô matetika, ary amin'izô zaho de mizaka aminarô amin-dranomaso _kara ny fahavalon'ny hazofijalian'i Kristy. Fandringanana no fefaranjarô. Fa ny kibony no andriamanitrananjy, ary ny fieboeboenjarô de akô amin'ny fahamegnarany. Misegna ny raha amin'izô tontolo zo zareo.
\v 17 Oka ho mpala-tahaka anay, anarô ry rahalahy. Diniho akeky zareo izegny mandeha araka ny ohatra izegny hitanarô aminay. \v 18 Maro ny mandeha _izegny efa nizakeko anarô matetika, ary amin'izô zaho de mizaka aminarô amin-dranomaso _kara ny fahavalon'ny hazofijalian'i Kristy. \v 19 Fandringanana no fefaranjarô. Fa ny kibony no andriamanitrananjy, ary ny fieboeboenjarô de akô amin'ny fahamegnarany. Misegna ny raha amin'izô tontolo izô zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 Fa akagny an-dagnitra nyfanjakantsena, izegny hiandrandrantsena ny Mpamonjy my koa, de ny Tompo Jesosy Kristy. Izy de hagnova ny vatagnantsena izegny malemy mba ho vatagna namahatra ny vatagnananjy feno voninahitra, izegny nato tanmin'ny herin'ny fahefany mba hampagneky ny raha jiaby ami'ny tegnany.
\v 20 Fa akagny an-dagnitra ny fanjakantsena, izegny hiandrandrantsena ny Mpamonjy my koà, de ny Tompo Jesosy Kristy. \v 21 Izy de hagnova ny vatagnantsena izegny malemy mba ho vatagna manahatra ny vatagnananjy feno voninahitra, izegny natô tamin'ny herin'ny fahefany mba hampagneky ny raha jiaby amin'ny tegnany.

View File

@ -67,6 +67,8 @@
"03-06",
"03-08",
"03-12",
"03-15"
"03-15",
"03-17",
"03-20"
]
}