Mon Nov 25 2019 17:33:14 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-11-25 17:33:14 +02:00
parent 330abe9238
commit d34c5bcd93
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Izany de tsy fahakantiana izegny nandrorogna avy agny ambony. Fa koza, avy agny amin'ny tany, ny tsy ara-pagnahy, ny demoniaka izany. \v 16 Fa akagny amin'izany fialognana izany fagniriana laza izany, de misy fifanjevoana sy fagnanovqna ny raha ratsy jiaby. \v 17 Fa ny fahakantiana avy agny ambony de madio alonga, avekeo feno fiadanana, tsara fagnahy, managna hevitra hafa, feno fandiferana sy vokatra tsara, ,matanjaka, ary tsotra. \v 18 Ny vokatry ny fahamarinana dia vofafy am-piadanana akeo agnivondreo izegny mitondra fihavanana.
\v 15 Izany de tsy fahakantiana izegny nandrorogna avy agny ambony. Fa koza, avy agny amin'ny tany, ny tsy ara-pagnahy, ny demoniaka izany. \v 16 Fa akagny amin'izany fialognana izany fagniriana laza izany, de misy fifanjevoana sy fagnanovqna ny raha ratsy jiaby. \v 17 Fa ny fahakantiana avy agny ambony de madio alonga, avekeo feno fiadanana, tsara fagnahy, managna hevitra hafa, feno fandiferana sy vokatra tsara, matanjaka, ary tsotra. \v 18 Ny vokatry ny fahamarinana dia vôfafy am-piadanana akeo agnivondreo izegny mitondra fihavanana.