Fri Oct 25 2019 15:27:14 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-25 15:27:14 +02:00
parent 1d3fb0eb9c
commit cd1fd1a5f4
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Tsy tamin'ny asa koà mà no nagnamarinana an'i Abrahama iabantsena ndreka nagnomia an'i Isaka zanagny lahy takeo amin'ny alitara izy? Hitanô fa ny finoana de niasa niaraka tamin'ny asany, ary akô amin'ny asa de nitombo tamin'izany ny finoany. De tanteraka ny Soratra MAsina izegny mizaka hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra ka nisena ho fahamarinany izany," ary izy nantsovana hoe sakatovon'Andriamanitra. Hitandreo zô fa amin'ny asa no hamarinana ny olona fa tsy amin'ny finoana fôgna.
\v 21 Tsy tamin'ny asa koà mà no nagnamarinana an'i Abrahama iabantsena ndreka nagnomia an'i Isaka zanagny lahy takeo amin'ny alitara izy? \v 22 Hitanô fa ny finoana de niasa niaraka tamin'ny asany, ary akô amin'ny asa de nitombo tamin'izany ny finoany. \v 23 De tanteraka ny Soratra MAsina izegny mizaka hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra ka nisena ho fahamarinany izany," ary izy nantsovana hoe sakatovon'Andriamanitra. \v 24 Hitandreo zô fa amin'ny asa no hamarinana ny olona fa tsy amin'ny finoana fôgna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 Karan'izany koa, Rahaba mpoijangajanga, tsy nohamarinina tamin'ny asa koa ma izy, ndreka nampandroso anjareo iraka sy nagnondefa anjareo tamin ny lalan-kafa? Fa maty ny vatagna ndreka misaraka amin'ny fagnahy, de karan'izany my koa, ny finoana tsisy asa ade maty.
\v 25 Karan'izany koà, Rahaba mpijangajanga, tsy nohamarinina tamin'ny asa koa mà izy, ndreka nampandroso anjareo iraka sy nagnondefa anjareo tamin ny lalan-kafa? \v 26 Fa maty ny vatagna ndreka misaraka amin'ny fagnahy, de karan'izany my koà, ny finoana tsy arahin'asa de maty.

View File

@ -55,6 +55,7 @@
"02-10",
"02-12",
"02-14",
"02-18"
"02-18",
"02-21"
]
}