Thu Nov 28 2019 10:11:08 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-11-28 10:11:09 +02:00
parent 7ea717d694
commit 9b27f823b8
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 2 \v 1 \v 2 Efatra ambin'ny folo taona taty afara de niakatra takagny Jerosalema ndreka zaho niaraka tamin'i Barnabasyu, de nitondra an'i Titosy niaraka taminay. Niaka takagny nohon'ny fagnambarana reka zaho ary nagnomia anjareo ny filazantsara izegny toriko akeo amin'ny Jentilisa. Nikorana mitokana taminajareo izegny noheverina ho manan-danja zaho, mba hahazoana antoka fa tsy nihazakazaka _ na efa nihazakazaka _ fahatany zaho.
\c 2 \v 1 Efatra ambin'ny folo taona taty afara de niakatra takagny Jerosalema ndreka zaho niaraka tamin'i Barnabasy, de nitondra an'i Titosy niaraka taminay. \v 2 Niakatra takagny nohon'ny fagnambarana reka zaho ary nagnomia anjareo ny filazantsara izegny toriko akeo amin'ny Jentilisa. Nikorana mitokana taminjareo izegny noheverina ho manan-danja zaho, mba hahazoana antoka fa tsy nihazakazaka _ na efa nihazakazaka _ fahatany zaho.

View File

@ -1 +1 @@
\c 3 \v 1 Ry Galatiana foka! Zovy no namosavy andreo? Tegna takeo amasondreo no nagnatoroana an'i Jesosy Krtisty vôfansika. \v 2 Izô my no raha tiako adinina andreo: Nandre ny Fagnahy tamin'ny asan'ny lalàna sa tamin'ny finoana izegny regnindreo andreo? \v 3 Foka tegnany ma andreo a? Nentomboka tamin'ny Fagnahy andreo, de hifaragna amin'ny nofo ma amin'izô a?
\c 3 \v 1 Ry Galatiana foka! Zovy no namosavy andreo? Tegna takeo amasondreo no nagnatoroana an'i Jesosy Krtisty vôfansika. \v 2 Izô my no raha tiako ho fantatra amindreo: Nandre ny Fagnahy tamin'ny asan'ny lalàna sa tamin'ny finoana izegny regnindreo andreo? \v 3 Foka tegnany ma andreo a? Nentomboka tamin'ny Fagnahy andreo, de hifaragna amin'ny nofo ma amin'izô a?