Sun Dec 01 2019 22:34:18 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-12-01 22:34:18 +02:00
parent 36b2cc30b7
commit f29eaecf32
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 \v 24 \v 25 Ry andevo, magnaja ny tompondrio araka ny nofo amin'ny raha jiaby, tsy amin'ny asa akeo amaso kara olona mpila dera, fa fahatsoram-po. MAtahora ny tompo. Na ino na ino atondrio, miasa avy amin'ny fagnahindrio kara raha ho an'ny Tompo fa ytsy ho an'ny olona. FAntandrio fa andrio de handre ny valisoan'ny lova avy amin'nhy Tompo. Izy no Tompo Kristy izzegny tompoindrio. Fa izegny magnano ny tsy fahamarinana de handre ny sazy ho ho an'ny tsy fahamarinana izegny natony, ary tsy misy fagnavakavahan-tarehy
\v 22 Ry andevo, magnajà ny tompondriô araka ny nofo amin'ny raha jiaby, tsy amin'ny asa akeo amaso kara olona mpila-dera, fa fahatsoram-po. Matahora ny tompo. \v 23 Na ino na ino atondriô, miasà avy amin'ny fagnahindriô kara raha ho an'ny Tompo fa tsy ho an'ny olona. \v 24 Fantandriô fa andriô de handre ny valisoan'ny lova avy amin'ny Tompo. Izy no Tompo Kristy izegny tompoindriô. \v 25 Fa izegny magnano ny tsy fahamarinana de handre ny sazy ho an'ny tsy fahamarinana izegny natôny, ary tsy misy fagnavakavahan-tarehy.