Fri Nov 29 2019 15:54:13 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-11-29 15:54:13 +02:00
parent dd17432831
commit 192e4ab11a
3 changed files with 5 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Fa zehè de tokony magnomia fisôrana an'Andriamanitra hoa andreo lalandava, ry rahalahy notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra no nifidy andreo kara ireo vôlognam-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny Fagnahy sy ny finoana ny fahamarinana. [Fagnamarinana: ny dikan-teny hafa de magnano hoe: "Fa Andriamanitra de nifidy andreo ho amin'ny fagnavotana letry tambôlohagny]. Izany no nagnantsovany andreo tamin'ny alalan'i Filazantsaranè mba hahazaoandreo ny voninahitr'i Jesosy Kristy Tompontsena. Ka noho izany, ry rahalahy, de mijoroa mafy. Tano ireo fahamarinana izegny nampianarina andreo. Na tamin'ny teny na tamin'ny taratasinè.
\v 13 Fa zehè de tokony magnomia fisôrana an'Andriamanitra hoa andreo lalandava, ry rahalahy notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra no nifidy andreo kara ireo vôlognam-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny Fagnahy sy ny finoana ny fahamarinana. [Fagnamarinana: ny dikan-teny hafa de magnano hoe: "Fa Andriamanitra de nifidy andreo ho amin'ny fagnavotana letry tambôlohagny]. \v 14 Izany no nagnantsovany andreo tamin'ny alalan'i Filazantsaranè mba hahazaoandreo ny voninahitr'i Jesosy Kristy Tompontsena. \v 15 Ka noho izany, ry rahalahy, de mijoroa mafy. Tano ireo fahamarinana izegny nampianarina andreo. Na tamin'ny teny na tamin'ny sotratra natonè.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

View File

@ -49,6 +49,8 @@
"02-05",
"02-08",
"02-11",
"02-16"
"02-13",
"02-16",
"03-title"
]
}