Fri Jan 24 2020 13:44:23 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 13:44:24 -05:00
commit a59f7af5cc
14 changed files with 33 additions and 2 deletions

1
14/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Reso aby gny malemy amign'gny finôna, Kaza mitsara gny tohan-kevita. \v 2 Gn'olo raiky da managna finohana hihinagna na ino na ino. Fa gny raika zay malemy da tsiminagna laha tsy legioma.

1
14/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Ka ze mihinagna gny raha aby tsy hagnamavo izay tsy mihinagna gn'abidaolo; ka izay tsy minagna gn'raha io aby koza da tsy tsitsara gn'afa mihinagna gny raha aby. Fa Jagnahary efa nagneky anazy. \v 4Iza kaiky anao, iza kaiky anao mitsara gn'mpanomponolon-kafa? Eo agnatrehan'tompony izy laha mijoro la mianjera. Fa hatsangany izy, satria gny tompo da afaka manangana anazy.

1
14/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Gn'olo raiky da mihevitra fa misy gn'andro tsara akoahatran'ny gnabiaby. Na gny hafa saky da mihevitra da mitovy aby gnandro abiaby. Apetray gny tsirairaky ho resy lahatra araky saignany aby. \v 6 Izay miheritreritra gn'andro, da mandinika anizany ho an'ny Tompo; ary izay mihinagna, da mihinagna hoan'ny Tompo, fa misaotra an-jagnahary izy. Izay tsy mihinagna, da mifady hanigna ho an'ny Tompo, izy avao koa da misotra an'Andriamanitra.

1
14/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Fa tsy misy miaigna ho an'ny tegnany itsika, ary tsisy maty ho an'ny tegnay. \v 8Fa laha miaigna isika, da maty ho an'ny Tompo. Araka zany na velogna isika na maty, da an'ny Tompo. \v 9Fa ho amin'izany antony izany gny nahafatesan'i Kristy ary ka nahavelomany koa, mba hahavy Anazy ho sady Tompon'ny maty no Tompon'ny velogny.

1
14/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ka anao, nagnino anao laha mitsara ny rahalahinao? Da anao, nagnino anao gn'malaigna gny rahalainao? Fa isika aby da mbola hijoro da tsaraiana ankatrehan'ny seza fitsaran-Jagnahary. \v 11Kefa voasoratra hoe: "Laha mbola velogna koa Iao," Hoy gny Tompo, "da hiforitra ankatrehako gn'tsipoko gn'rehetra, ary ka lelean'rehetra da hideran-jagnahary."

1
14/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Ka izany saky, itsika tsirairaika aby agnano tatitra gny tegnany am-Jagnahary. \v 13 Ka,ôka isika tsy hifampitsara koa, fa koza hanapaka izao, Mba tsametaka vato manafatoigna na hamandrika gny rahalainay.

1
14/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Mahafantatra Iaho fa da resy lahatra amin'ny Tompo Jesosy, ka da tsy misy madio amigny tegnany. Fa hoan'zay mangala na ino na ino da tsy madio avao, da tsy madio zany amin'azy. \v 15 Satria laha malahelo amignanigna gny rahalainao, da tsy mandea am-pitiavana koa anao. Ka vilavilaina amigny sakafonareo indreo zay namoizan'i Kristy gn'aignany.

1
14/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Da aza magneky an'izay heverinareo ho tsara gnoaratsiana. \v 17 Fa gny fanjakan-Jagnahary da tsy momba gn'sakafo da rano finomina zany, ka mombany gn'fahamarinana, da fiadagnana, ary faharavoravohana amigny fagnahy Masigna.

1
14/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa zay manompo an'i Kristy arakan'izany da ankasitrahan-Jagnahary sy eken'ny gn'olo. \v 19Nony izany, ôka isika hanohy gny raha ny gn'fiadagnana sy gn'raha izay mambôtra gn'tsirairay aby.

1
14/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Aza vilavilaina amigny raha hoanina gn'asan-Jagnahay. Madio tokôtry gn'raha aby, fa da ratsy ho an'ny olo zay mihinagna anazy da mahavy anazy ho tafatoigna. \v 21Tsara gn'mihinan-kena, na minogna divay, na gny raha aby zay mety hanafatoigna gn'rahalahinao.

1
14/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Gny Finoana anagnanareo, da atsario aminao ao sy gn'i Jagnahary. Sambatra zay tsy magnameloka gn'tagnany amizay ekeny. \v 23 Zay misalasala da meloka laha mihinagna, satria tsy tamin'gny finohana zany. Ary ka na ino na ino da tsy amign'finoana da fahotana.

1
14/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 14

View File

@ -2,6 +2,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -16,6 +17,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 36f5ee561c5b3f8939db8152b925e58e9a0ef631
=======
>>>>>>> ca7b03c63fca8ffd735ac3cb601ae2e9423f6e2d
=======
>>>>>>> 1a2f5fa17487d3eb5752bad6b48a6cd366e99c88
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -46,6 +49,7 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> f4a61846163b3a3ab6ebd1e1b6f0b27e1a71f98c
=======
>>>>>>> 5ec58f26b8dd916d983e651132a683ea76d55052
@ -53,3 +57,5 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
>>>>>>> 36f5ee561c5b3f8939db8152b925e58e9a0ef631
=======
>>>>>>> ca7b03c63fca8ffd735ac3cb601ae2e9423f6e2d
=======
>>>>>>> 1a2f5fa17487d3eb5752bad6b48a6cd366e99c88

View File

@ -37,7 +37,8 @@
"MAD121",
"MAD118",
"MAD119",
"MAD117"
"MAD117",
"MAD120"
],
"finished_chunks": [
"05-title",
@ -223,6 +224,18 @@
"12-03",
"01-01",
"12-04",
"12-19"
"12-19",
"14-14",
"14-16",
"14-title",
"14-01",
"14-05",
"14-22",
"14-03",
"14-12",
"14-20",
"14-07",
"14-10",
"14-18"
]
}