auto save

This commit is contained in:
MAD119 2020-01-23 10:20:35 -05:00 committed by root
parent f9fc9f304c
commit 5841d40650
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25Ka nahazo tombony amy gny famorona tokôtra anareo raha toa ka nankatoho gny lalàgna, fa raha nandika gny lalàgna nareo da tonga tsy vofora gna da efa vofora aza nareo. \v 26Araka zany, gn' olo tsy vofôra mitandrigna zay taken`gny lalàna, tsy hatao agnisan`ny vofora aza.\v 27 Ary da tsy ho helohan`ilay iraiky zay tsy mifora ara-boajanahary va anareo raha toa ka mitandrigna gny lalana izy? Zany da satria managna gny lalana voasoratra sy gny famorognana anao, nefa mbola mandika gny lalana.
\v 25Ka nahazo tombony amy gny famorona tokôtra anareo raha toa ka nankatoho gny lalàgna, fa raha nandika gny lalàgna nareo da tonga tsy vofora gna da efa vofora aza nareo. \v 26Araka zany, gn' olo tsy vofôra mitandrigna zay takeny gny lalàgna, tsy hatao agnisan`ny vofora aza.\v 27 Ary da tsy ho helohan`ilay iraiky zay tsy mifora ara-boajanahary va anareo raha toa ka mitandrigna gny lalana izy? Zany da satria managna gny lalana voasoratra sy gny famorognana anao, nefa mbola mandika gny lalana.