Fri Jan 24 2020 13:44:05 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 13:44:06 -05:00
commit 211667b827
10 changed files with 25 additions and 2 deletions

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Laha zany, ralahy teko zay mahamanigna anahy, gnafaliako sy gny satro-boninahitrako, amizany da mihatrika tsara amin-Tompo, akama teko. \v 2Mengavy an'Eodia iao, ary ka miangavy an'i Syntyke, miraisaigna ao amyTompo. \v 3Ary ka, mangataka ka mangataka aminao avao koa iaho. Rakamako mpiraiky joga: Ampio indreo viavy. Satria indreo reo da niaraka niasa taminahy tamigny fagnamparitahana gny filazantsara niaraka tamin'i Klemanta sy indreo sisa akamany mpiara-miasa aminahy aby,zay efa agnatiny bokin'ny fiaignana gnagnaran-dreo reo.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Mifalia fejay ao amin'ny Tompo. Hoy iao, Mifalia. \v\v 5Apetray ho fantatry gn'olo aby gny fahatsoram-ponareo. Efa akeky gny Tompo. \v 6Aza magnahy ndre amign'ino ndre amign'ino. Nefa saky, amign'raha abidaholo amign'alalan'ny vavaka da gn' fangatahana, miaraka amigny fisaorana, apetray gny fangatahanareo ho lalany Jagnahary. \v 7Ka gny fiadagnan-Jagnahary, da mihôtra gny fahalalàna aby, hiaro gny fonareo sy fisaignanareo aby ao amy Kristy Jesosy.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ny farany, ry rahalahy, ndre ino ndre ino marina, ndre ino ndre ino manan-kaja, ndre ino ndre ino madio, ndre ino ndre ino mahafinarita, ndre ino ndre ino gnozakaina fa da tsara, laha misy ndre ino ndre ino tokony ho deraina, da mihevera io raha io. \v 9Gny raha zay nianaranareo sy niresinareo sy regninareo ary ka hitanreo taminahy, amboary, ary ka gny Jagnahariny fiadagnana hiaraka aminareo.

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Mifaly am'i Tompo iao satria navoazindreo ankehitriny gny momba anay. Efa nihevitra anay tokotry andreo tagny aloa fa tsy nisy fahafahana ho anareo mba hagnampy. \v 11 Tsy mizaka anizany iao satria ao agnatin'ny tsy fagnampiana. Fa efa nianatra gn' hiravo amy raha maro mitranga iao. \v 12 Fantako hoe mahatra ary fantako koa gny hoe managna be. Amin'ny fomba aby sy amy raha aby da nianatra gn' tsambaratelo gny fihinanam-be sy gny mosary iao, ary gny hoe manam-be sy gny hoe agnatin'ny tsy fagnampiana. \v 13 Afaka magnano gny raha aby iao amin'ny gn'alalany gny mampahery anahy.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Kanefa, anareo nagnano gny tsara taminahy tamy gny fahasairagnako. \v 15 Da anareo Filipiana mahafantatra fatamin'ny fiantombohany filazantsara, laha nenga an'i Makedonia iao, da tsy nisy fiangonana nagnampy anay laha gny mankasitraka gny fagnomezana da gny fandraisana afa-tsy anareo avao. \v 16 Na tamin' izao tagny Tesalonika aza, da nandefa fagnampiana ho an' zay nilaiko mihôtra gn'indraiky mandea anareo. \v 17 Tsy mikatsaky fagnomezana iao. Fa koza, mitady gny vokatra zay mapisondrotra gny voninahitranreo iao.

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Nandray gny raha aby iao, ary ka managna zakabe. Ka feno iao. Voaraiko lata amin' i Epafrodito gny raha aby avy aminareo. Reo da hangitra mangitra fofogna, zay fagnatritra azo ekena sy ankasitrahan - jagnahary. \v 19 Ary gny Jagnahariko hameno gny raha ilainareo araky gny harem-boninahitrany ao amin' I Jesosy Kristy. \v 20 Ary hoan' ny Jagnahary sady Iabatsika ane gny voninahitra mandrakizay doria. Amena.

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Magnanôva veloma gny mpino aby ao amin' i Kristy Jesosy. Gny rahalahy zay miaraka amina da nagnano veloma anareo.\v 22 Indreo mpino aby zay eto nagnano veloma anareo, indrindra indreo zay avy latamin' ny ankohonan'i Kaisaria. \v 23 Gny fahasoavan'ny Tompo Jesosy Kristy gny hoamy gny fagnainareo. [Fagnamarihana: Misy gny fandikana sasany magnampy hoe: "Amena."]

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

View File

@ -1,6 +1,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -13,6 +14,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> b8f1d07e474c7e5799ec1f4a705612c1445fed38
=======
>>>>>>> d7770c83f0c67c82febe96176f547c3e658c6350
=======
>>>>>>> a9c9235e2d2307c5ecf26a9cbc81f0ee4864f041
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -42,8 +45,11 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 2e787b3747e3ec6a61e76c1cb14c631530c7e5da
=======
>>>>>>> b8f1d07e474c7e5799ec1f4a705612c1445fed38
=======
>>>>>>> d7770c83f0c67c82febe96176f547c3e658c6350
=======
>>>>>>> a9c9235e2d2307c5ecf26a9cbc81f0ee4864f041

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"MAD118",
"MAD119",
"MAD117"
"MAD117",
"MAD120"
],
"finished_chunks": [
"03-08",
@ -71,6 +72,14 @@
"01-20",
"01-22",
"01-25",
"01-28"
"01-28",
"04-title",
"04-10",
"04-14",
"04-18",
"04-21",
"04-01",
"04-04",
"04-08"
]
}