Fri Jan 24 2020 14:49:59 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 14:50:00 -05:00
parent dd37bc855d
commit ff5942c888
6 changed files with 6 additions and 30 deletions

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 10 Mba alalanareo fa managna fahefana ametraka gny fahotana amin`itiky tany itiky gny Zanak`Olo. Da hoy Izy tamin`igny malemy igny hoe: \v 11 "Zakaiko anao, mitsangana, batay gny fandrenanao da alao mody andragnonao". \v 12 Da nitsangana izy avy da nibatainy gny fandreny, da nivôka an`igny tragno igny teo aloany gn`olo maro, gaga aby indreo da nagnome voniahitra an`i Zagnahary, da hoy indreo hoe: "Tsy mbola nahita raha akôra an`ity iay."
=======
\v 10 Mba alalanareo fa managna fahefana ametraka gny fahotana amin'itiky tany itiky gny Zanak'olo," da hoy Izy tamin'igny malemy igny hoe: \v 11"Mijaka aminao iaho, mitsangana, ento gny fandrenanao da alao mody andragnonao". \v 12Da nitsangana izy avy da nibatainy gny fandreny, da nivôka an'igny tragno igny teo aloany gn'olo maro, gaga aby indreo da nagnome voniahitra an'i Zagnahary, da hoy indreo hoe: "Tsy mbola nahita raha akôra an'ity iay."
>>>>>>> 08dd9b6d4876428a5a74b3d2cc007b2a68fdc747
\v 10 Mba alalanareo fa managna fahefana ametraka gny fahotana amin`itiky tany itiky gny Zanak`Olo. Da hoy Izy tamin`igny malemy igny hoe: \v 11 "Zakaiko anao, mitsangana, batay gny fandrenanao da alao mody andragnonao". \v 12 Da nitsangana izy avy da nibatainy gny fandreny, da nivôka an`igny tragno igny teo aloany gn`olo maro, gaga aby indreo da nagnome voniahitra an`i Zagnahary, da hoy indreo hoe: "Tsy mbola nahita raha akôra an`ity iay."

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 17 Laha naheno an`igny Jesôsy da hoy Izy hoe: "Tsy gny salama gny mila mpitsabo; fa gn`olo marary avao. Tsy avy hagnentso gn`olo marina iao fa gny mpanonta mibaboky."
=======
\v 17 Laha naheno an'izany Jesôsy da hoy Izy hoe: "Tsy gny salama gny mila mpitsabo, fa gn'olo marary avao. Tsy avy hagnentso gn'olo marina iao, fa gny mpanonta mibaboky."
>>>>>>> 08dd9b6d4876428a5a74b3d2cc007b2a68fdc747
\v 17 Laha naheno an`igny Jesôsy da hoy Izy hoe: "Tsy gny salama gny mila mpitsabo; fa gn`olo marary avao. Tsy avy hagnentso gn`olo marina iao fa gny mpanonta mibaboky."

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 18 Nifady anigna gny mpianatran`i Jaona sy gny Fariseo da nisy olo maromaro nagnantogna anazy da nagnontany hoe: "Nagnino gny mpianatran`i Jaona sy gny mpianatrany gny Fariseo laha mifady anigna nefa gny mpianatranao tsy mba mifady anigna zany koza?" \v 19 Da hoy Jesôsy namaly andreo hoe: "Mahazo mifady anigna zany gny mpagnatrika fangatam-bady laha mbola eo gny mpangatam-bady? Laha mbola eo gny mpangatam-bady da tsy mahazo mifady anigna indreo.
=======
\v 18 Nifady anigna gny mpianatran'i Jaona sy gny Fariseo da nisy olo maromaro nagnantogna anazy da nagnontany hoe: "Nagnino gny mpianatran'i Jaona sy gny mpianatrany gny Fariseo laha mifady anigna nefa gny mpianatranao tsy mba mifady anigna zany koza". \v 19 Da hoy Jesôsy namaly andreo hoe: "Mahazo mifady anigna zany gny mpagnatrika fangatam-bady laha mbola eo gny mpangatam-bady? Laha mbola eo gny mpangatam-bady da tsy mahazo mifady anigna indreo".
>>>>>>> 08dd9b6d4876428a5a74b3d2cc007b2a68fdc747
\v 18 Nifady anigna gny mpianatran`i Jaona sy gny Fariseo da nisy olo maromaro nagnantogna anazy da nagnontany hoe: "Nagnino gny mpianatran`i Jaona sy gny mpianatrany gny Fariseo laha mifady anigna nefa gny mpianatranao tsy mba mifady anigna zany koza?" \v 19 Da hoy Jesôsy namaly andreo hoe: "Mahazo mifady anigna zany gny mpagnatrika fangatam-bady laha mbola eo gny mpangatam-bady? Laha mbola eo gny mpangatam-bady da tsy mahazo mifady anigna indreo.

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 16 Laha efa naregny an`izany Heroda da hoy izy hoe: "I Jaona, notapaiko loha igny, igny gny nitsangana tamy maty." \v 17 Fa Heroda gny nampagnasambotra an`i Jaona sady nagnisy anazy tagny andragnomezigna avy tamy gny raharaha Herodiasy (Vadin'i Filipo ralahiny), satria nalainy vady raviavy.
=======
\v 16 Laha efa naregny an'izany Heroda da hoy izy hoe: "I Jaona, notapaiko loha igny, igny gny nitsangana tamy maty." \v 17 Fa Heroda gny nampagnasambotra an'i Jaona sady nagnisy anazy tagny andragnomezigna avy tamy gny raharaha Herodiasy (Vadin'i Filipo ralahiny), satria nofitainy raviavy.
>>>>>>> 08dd9b6d4876428a5a74b3d2cc007b2a68fdc747
\v 16 Laha efa naregny an`izany Heroda da hoy izy hoe: "I Jaona, notapaiko loha igny, igny gny nitsangana tamy maty." \v 17 Fa Heroda gny nampagnasambotra an`i Jaona sady nagnisy anazy tagny andragnomezigna avy tamy gny raharaha Herodiasy (Vadin'i Filipo ralahiny), satria nalainy vady raviavy.

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 33 Nahita andreo gn`olo nandea sady maro da nalala andreo ka niaraka niazakazaka an-tongotra avy tagny amy tanàna aby aby tagny, ka avy taloandreo. \v 34 Laha efa avy tagny amorondrano indreo, da nahita vahoaka maro Izy da nafiraigna andreo Izy satria akôra ondry tsisy mpiambigna indreo io. Da nanomboka nampianatra raha maro be tamindreo Izy.
=======
\v 33 F'indreo nahita an'azy nandea sady maro gny nalala andreo ka niaraka niazakazaka an-tongotra avy tagny amy tanàna aby aby tagny, ka avy taloandreo. \v 34 Laha avy tagny amorondrano indreo, da nahita vahoaka maro Izy da nafiraigna andreo Izy satria akôra ondry tsisy mpiambigna indreo io. Da nanomboka nampianatra raha maro be tamindreo Izy.
>>>>>>> 08dd9b6d4876428a5a74b3d2cc007b2a68fdc747
\v 33 Nahita andreo gn`olo nandea sady maro da nalala andreo ka niaraka niazakazaka an-tongotra avy tagny amy tanàna aby aby tagny, ka avy taloandreo. \v 34 Laha efa avy tagny amorondrano indreo, da nahita vahoaka maro Izy da nafiraigna andreo Izy satria akôra ondry tsisy mpiambigna indreo io. Da nanomboka nampianatra raha maro be tamindreo Izy.

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 53 Laha efa tafita indreo, da avy tagny Genesareta indreo da nagnentso tao. \v 54 Da laha efa nidigna avy tamy gny sambokely indreo, avy da lalany gn`olo tao Izy, \v 55 da niazakazaka niparitaka nagneragna gny faritra aby indreo sady nanomboka nitondra gny marary niaraka tamy gny fafarany tagny aminzay nandregesandreo misy Anazy tagny.
=======
\v 53 Laha afaka indreo, da Tonga tao Genesareta indreo ka nijanogna tao.\v 54 Laha nivôka tagnatiny sambokely indreo, Tonga da lalan'olo teo Izy, \v 55 ka nezakazaky nagneragn'gny faritra rehetra indreo each nitondra gn'olo marary am-pandrena tagny amy gny zay nisy Anazy.