Fri Jan 24 2020 13:42:59 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 13:43:00 -05:00
commit 51b2f94be4
70 changed files with 149 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Itiky gny fanomboany gn'filazantsara ny Jesosy Kristy, gny zanaky Zagnahary. \v 2Araka izay voasoratra ao amin'Isaia mpaminagny hoe: Indro, iao nandefa gn'irako hialoha Anao, ilay Ray hamboatra gny lalagnao. \v 3Misy feo regny magnetso agny amin'tany karakaina hoe: "Ambôry gny lalagna ny tompo; katrohy mahitsy gn'lalak'ombany."

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Avy i Jaona, nagnano batisa tagny amin'tany karakaigna sady nagnambara gny batisan'fibebahana ho amin'ny famelan-keloka nohon'ny gn'ota. \v 5 Ny tanin'Jodia aby sy gn'vahoka aby ao Jerosalema da nagnotany anazy. Namboariny Batisa tao amin'ny takebon-dranon'i Jordana indreo, laha nagneky gn'fahotany. \v 6 Jaona da nitafy lamba volon-ndrameva,ary fehekibo daro amin'ny vaniany,ary ampanga sy titely gn'remby nohaniny.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Nagnambara izy hoe: "Misy raiky ho avy magnaraka anahy izay mahery amboniko, ary tsy magneva iao ndre da hanataka gn'tady ny kapany aza. \v 8 Iao nagnano batisa anareo tamin'gny rano, ka izy kosa agnano batisa anareo amin'ny fagnay masigny."

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Tamin'io andro nevian'i Jesosy avy latagny Nazareta tagny Galelia da nibôky izany, ary namboarin'i Jaona batisa tamin'ny takebon-drano onin'Jordana Izy. \v 10 Laha nivôky gny rano Jesosy, da hitany nivoha gn'langitra ary nijotso tegny aminazy akôra gny voromamanga gn'fagnay. \v 11 ary nisy kokambo avy agny andagnitra magnano hoe: " Anao gn'zanako teko, Anao gnekeko.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Avy teo da nitomigny Fagnay hoagny an-tany karakaigna Jesosy. \v 13Efapolo andro izy gn'tagny an-tany karakaigna, Nalain'ny satana fagnay. Nipetraka niaraka tamin'bibidia Izy, ary nanompo anajy gn'Anjely.

2
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 14Ary laha voasambotra Jaona,da tonga tao Galilia Jesosy nagnambara gn'filazantsaran-dragnahary: "Efa avy gn'fotogna, \v 15ary efa mariny gn'fanjankan-dragnahary.
Mibebaha da minoa gn'filazantsara."

2
01/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 16 Laha nandeha tegny amoron-dranomasin'i Galilia izy, da nahita an'Simona sy Andrea ralain'i Simona nagnarato, samby mpagnarato indreo. \v 17 Hoy Jesosy tamindreo:
"Avia, magnaraha Anahy, fa ataoko mpagnarato olo anareo." \v 18 Teo no eo da nametraka gn'arato indreo ka nagnaraka Anazy.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Laha nandea lavidavitra i Jesosy, da nahita an'i Jakoba zanak'i Zebedio da i jaona ralainy; tagnatiny sambokely nagnano gn'aratony. \v 20Nagnentso andreo Izy da napetrany tagnatiny sambokely i Zebedio iabany niaraka tamin'ny mpikarama, ka nagnaraka Anazy indreo.

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Avy teo da tonga tao Kapernaomy indreo ireo, da tamin'gnandro Sabata, da netsoka tamin'synagoga Jesosy da nampianatra. \v 22 Gaga tamin'ny fampianarany indreo, satria da nampianatra andreo ako mitovy olo managna fahefagna Izy fa tsy ako indreo mpanora-dalagna.

2
01/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 23 Avy teo da nisy lelahy raiky tao amin'ny synagogan-dreo izay nanagna fagnay moloto nitoreo mafy, \v 24 nagnano hoe: "Ino gn'hifandresanay aminao, ry Jesosy avy lata Nazareta?
Avy hamotika anay zany Anao? Fantako hoe iza Anao. Anao zany Zagnahary masina!" \v 25 Nijaka mafy gn'demonia i Jesosy hoe: "Ka maresaky ary da mijotsoa aminajy!" \v 26 Ary ka da gn'fagnay maloto gn'nandavao anazy da nampijotso taminajy ka nagnentso tamin'feo mafy.

1
01/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27Gaga gn'olo aby, ka nifagnontany indreo hoe: "Ino ty? Fampianarana vaovao misy fahefana? Bekoiny ndreda gn'fagnay maloto da magneky Anazy aby indreo!" \v 28Gny vaovao momban'Azy da nipaitaky tegny amin'rehetra tegny tao amin'ny faritr'i Galilia aby manontolo.

1
01/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Laha avy nivôka ny synagoga, da tonga tan-dragnon'i Simona sy Andrea indreo, niaraka tamin'i Jakoba da Jaona. \v 30 Kaiky gn'rafozam-bavin'i Simona nandry nararin'ny tazo, ka nijakaindreo an'i Jesosy ny momba anazy. \v 31Da nagnatogna Izy, ka nangala anajy tamin'ny tagnany,da nagnarigna azy; da afaka gn'tazony, ary ka da nanompo azy indreo.

1
01/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32Tamin'igny aligna igny, tafaran'ny fodian'ny masoandro, da nentindreo taminazy teo aby gn'narary ndre da misy demonia. \v 33Tafalagnona maro teo am-barangaragna gn'ta an-tanana rehetra. \v 34Nagnasitragna gn'olo maro narary gn'aretigna maro samihafa Izy da nandroaka demonia maro,fa tsy nekeny hijaka indreo demonia satria nahalala Anazy indreo.

1
01/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35Nifoha nandraignabe Izy, laha mbola mezignabe gn'andro; Nenga teo Izy nandea tagny amin'ny toerana mitokana, da teo izy nivavaka. \v 36Nikatsaka anazy Simona da indreo niaraka tamin'Azy. \v 37Nahita Anazy indreo da nijaka tamin'Azy hoe: "Mikatsaka anao aby gn'olo.”

1
01/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Da hoy Izy hoe: Andao itsikana hoagny amin'ny toeran-kafa, agny ambadika gn'tanana magnodidigny,mba hafahako mitory gn'teny agny koa. Ka izany gn'antony nijotsohako taty." \v 39 Da nitety an'Galilia manontolo Izy, nitory gn'teny tao amin'ny synagogandreo sady nagnaboely demonia maro.

1
01/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Nisy boka raika avy tamin'Azy. Nitalaho taminazy izy; nandohalika tamin'azy da nijaka tamin'azy hoe:"Laha sitrakanao da afaka magnadio anahy Anao." \v 41 Nalahelo anazy, da nagnampatra gn'tagnany Jesosy da nikasika anazy, nijaka taminazy hoe: Sitrakako. Midiova anao." \v 42Tonga da afaka eo no eo gn'habokana, da nadio izy.

1
01/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Nampitandrigna anazy mafy i Jesosy ka nandefa anazy. \v 44 Da hoy Izy taminazy hoe: "Tandremo tsy hijaka na ino na ino na amin'iza na amin'iza anao, kamandiana, ka avohay amin'ny mpisorogna gn'tegnanao, ka magnanova fagnatitra nohon'ny fagnadiovana anao araka ny nandidian'i Mosesy, mba ho fitsanganana vavolombelogna hoandreo."

1
01/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45Da nijotso da nanomboka nijaka tamin'olo aby ka tena nagnaparitaka gny teny ka da tsy afaka niditra nalalaka tagny amin'tanana aby koa Jesosy. Ka nipetraka tagny ambadika tagny amin'ny toeragna mitokana izy ka nagnotany Anazy gn'olo lata amign'toeragna maro.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tamin'izany fotoagna izany, da nisy olo marobe, ary masaregna indreo. Da nagnentso gny mpianatrany i Jesosy ary nizakatamin-dreo hoe: \v 2 "Mafalahelo Anah ireo olo marobe satria efa telo andro indreo niaraka tamina tsy nihina-kanigna. \v 3 Laha alefako mody agny an-dragnony tsy mina-kanigna indreo, da mety ho toragna an-dalagna. Gn'olo sasany amin-dreo mako avy lavitra." \v 4 Namaly an'i Jesosy gny mpianatra hoe: "Aza gn'ahitantsika mofo ampy mahavoky gn'olo maro itoa amin'itiky tany fogna itiky?"

1
08/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Nagnontany andreo i Jesosy hoe: " Firy gny mofo anagnanareo?" Namaly indreo hoe: "Fito". \v 6Nibeko gn'olo-maro Izy mba hidoboky amy gny tany.Nalainy gny mofo fito, da nisotro Izy, da nanapatapaka. Nomeny gny mpianatrany izany mba izaraina hoan-dreo maro be. Da napetrakany taloha ndreo maro be

1
08/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Da mbola nanagna laoka vitsivitsy koa indreo, laha avy nisaotra Izy, da nibeko an'ireo mpianatry mba agnome an'izany koa Izy. \v 8 Da ninagna indreo ka voky, ary nirofin-dreo gny kidikidika sisa, ka nefeno tataho fito indreo. \v 9 Akevikeviny eo amin'ny efatra arivo gn'olo tamin'izany. Avy eo da nalefany nody indreo. \v 10 Avy da niakatra tamigny sambokely niaraka tamin'ny mpianatra Izy. Ary da nandeha tamin'ny faritran'i Dalmanota indreo.

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Da nivôka gny fariseo ary nanomboka nifandrija tamin'Azy. Mikatsaka fambara latan-dagnitry tamin'Azy indreo, mba hitsapana Anazy. \v 12 Nisento laligna tany amin'ny fagnahiny Izy sady nizaka hoe: " Nagnino laha mitady fambara itiky taranaka itiky? Kanefa zakaiko marina aminareo, fa tsy misy fambara omena an'itiky taranaka itiky mintsy. \v 13 "Avy teo da niala andreo Izy, da niakatra tambony sambokely avao koa, ka niala lavitra tegny agnilany.

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Da adignon'ny mpianatra gny nitondra mofo niaraka tamin-dreo. Tsy nanagna ankoatrany gny raiky indreo tagnatin'ny sambo. \v 15Da nampitandrigna andreo Izy ka nizaka hoe: "Membena da mitandrema amin'ny masimasigna indreo Fariseo sy gny masirasiran'i Heroda."

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Da nifagnontany tegna gny mpianatry hoe: "Itsika tsy managna mofo matonga izany. " \v 17 Fantany i Jesosy izany, da hoy Izy tamin-dreo hoe: "Nagnino laha amy gny tsy fanagnana mofo gny fisaignanereo? Da mbola tsy azonereo zany? Da mbola tsy takatrareo koa? Lasa donto zany gny fonareo?

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18Managna maso anareo, nefa tsy mahita? Managna tadidigny anareo, nefa tsy maregny? Tsy tadidinareo kaiky? \v 19Laha nanapaka gny mofo dimy hoan'olo dimy arivo Iaho, da tataho firy feno ambokambona mofo nalagnonareo? Hoy indreo taminazy hoe: "Roambifolo."

1
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Laha nanapaka gny mofo fito hoan'olo efatra arivo Iaho, da firy tataho gny ambiny nalagnonareo? "Hoy indreo taminy hoe: "Fito." Da hoy Izy." \v 21Da mbola tsy takatrareo avao?

1
08/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22Tonga tagny Betsaida indreo. ka nisy olo poara raiky "nindesinon'olo" teo ka nangatain'indreo i Jesosy mba hikasika anazy.\v 23 Nentin'i Jesosy tamin'ny tagnany gny olo poara ka nitondra ananzy nivôky gn'tanana Izy. Laha nandrora teo amin'ny masony Izy ary nagnapetraka gn'tagnany tamin'azy, da nagnotany anazy Izy hoe: "Mahita raha saky anao?

1
08/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Da nitrôtry izy, ka nizaka hoe: "Mahita olo ohatran'gny hazo mandehandeha iaho." \v 25Napetrak'i Jesosy teo amy gny masony gn'tagnany, ary ka da nahita gn'masony lelahy, da niverigna latamigny vohalohany gny fijereny, ary da nahita mazava tsara gny raha abiaby itany. \v 26Da nelefan'i Jesosy nody izy ary nozakainy hoe: "Aza miditra agny amin'ny tanàna."

1
08/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Nandeha nivôky Jesosy sy gny mpianatrany ka nandeha tamin'gny tanàn'i Kaisaria Filipo. Tan-ndalagna da nagnotany gny mpianatra Izy hoe: "Hataon'olo iza ma iao io?" \v 28Da mamaly anazy indreo ka nizaka hoe: "Jaona mpagnano batisa. Gny afa koa nizaka hoe: "Elia" ary gn'afa nizaka hoe: "Raiky amin-dreo mpianatra io."

1
08/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Ka nagnotany andreo io Izy hoe: "Da anareo koza saky nagnano Anã hoe Iza?" Da mamaly Anazy i Petera hoe: "Anao gn'Kristy." \v 30Nampitandrigna andreo i Jesosy tsy hizaka ny momba Anazy na amin'iza na amin'iza.

1
08/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31Nanomboka nampianatra andreo Izy da tsy maintsy hijaly sindritra gny zanak'olo, ary da tsekeny loholona sy indreo lohany mpisorona ary mpanora-dalagna, da vognina, ka hitsangana amigny maty afaka telo andro.\v 32Nozakainy mazavatsara izany. Avy teo da notsovan'i Petera mangingigna i Jesosy ka nizaka mafy Anazy.

1
08/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Lefa nitodika Jesosy da nijery andreo mpianatrany avy teo da nizaka mafy an'i Petera hoe: " Menga lavitra anãh lasiteo Anao satana! Tsy mba misaigna gn'aran-jagnahary Anao, da gn'aran'olo ao." \v 34 Avy teo da nagnentso olo maro be sy gny mpianatrany hiaraka Anazy, da hoy Izy tamin-dreo hoe: "Laha misy tagnaraka anah, da tsy maintsy mafohy gnaignany izy, mangala gn'hazo fijaliany, ary da magnaraka Anah."

1
08/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Ndre ia ndre ia te agnavotry gn'aignany, da mavoavaotra izany. \v 36 Fa ino saky gn'tombotsoa azon'olo raiky, raha mahazo izao tontolo izao, da avy teo da very gnaignany? \v 37 Ino gn'afaky omeny gn'olo raiky ho takalon'ny gnaignany?

1
08/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 N'iza n'iza megnatra anah sy gny zakako eto amin'ity taranaky mijangajanga sy mpanota ity, da ho megnatry anazy koa gny Zanak'olo laha tonga eo amigny voninahitrin'iabany miaraka amin'gnanjely masina Izy."

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Hoy izy tamindreo hoe: "Jakaiko aminareo tokôtry, da misy aminareo hagnandragny gny fahafatesana zany alohany hahitandreo gny fanjakan'i Jagnahary zany hoavy amign'hery jakabe. \v 2Ary enina andro tafara tatiky da nindesin'jesosy aminazy Petera sy Jakoba ary Jaona tegny amy vohitra abo, Izy raika avao gny tagny. Laha avy teo da niova gn'tarendreo. \v 3Gny sikiny nanjary nagnelatra sady majava, da tena fotsy tsisy raha akô izany tetoa amboniny tany.

1
09/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Avy teo da niseho tamindreo Elia sy Mosesy, da nizaka tamin'i Jesosy indreo. \v 5Petera namaly nizaka tamin'i Jesosy hoe: "Aba, tsara amintsika gny midoboky etoa, itsika hamboatry lay telo, gny raiky Anao, gny raiky ho an'Mosesy, gny raiky hoan'Elia." \v 6(Tsy lalany gny rah hozakainy, angoaigna lôtry indreo.)

1
09/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Nisy raogna nandrakotra andreo.Nisy zaka nibôky tamilagnitry hoe: " Itiky gn'zanako teko. tenoy Izy." \v 8 Tselatsela teo, laha nijaha gny magnodidigna ndreo da tsy nahita raha koa, afa tsy i Jesosy raika avao.

1
09/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Laha nijotso gn'vohitra abo indreo, da nandidy mba tsy hizaka gny raha hita ndreo amin'iza na amin'iza, laha tsy efa mifoha amigny maty gn'zanak'olo. \v 10Da notananandreo hoanazy izany zaka zany, fa nifandinika gny mety ho dikan'izany. " Fifohazana amigny maty" izany.

1
09/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Nagnotsafa anazy indreo hoe: "Nagnino gny mpanora-dalagna laha nizaka fa tsy maintsy hoavy aloha Elia? \v 12 Da hoy Izy tamindreo hoe: " Efa avy vohalohany Elia hagnarigna gny raha aby. Kaik nagnino gny voasoratry fa gny zanak'Jagnahary da hijaly hatao akô olo tsisy dikany.? \v 13 Nefany jakaiko aminareo fa avy Elia, ary ka da nantaon'gnolo tamigny sitrakigny fony , araka zay vozaka gny soratra masigna momba anazy."

1
09/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Laha nipody tamigny mpianatra ndreo, da nahita olo marobe nagnodidigna ndreo ary gny mpanoradalagna niady hevitra taminazy. \v 15Laha nahita an'i Jesosy indreo, da gaga gn'olo maro nezakazaky nagnatogna Anazy sady nagnotsafa. \v 16Nagnotany gny mpianatrany izy hoe: "Momba ny gnino gnedinareo hevitra amindreo.

1
09/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Ary ka da nisy olo raika tamignolo maro namaly anazy hoe: Mpampianatra ô, entiko aminao gn'zanako lahy. Misy fagnay ratsy tsy mampijaka anazy izio. \v 18Misambôtry izio sady lavolavo gny mandoa vory, mikitragny nify sady mijitry izy. Nangataka tamindreo mpianatra iao mba hiangany izany aminazy, kaiky tsy vitandreo izany . \v 19Da namaly andreo izy hoe: "Ry taranaka tsy mino, mandrampahovina gny hidoboka eto aminareo? Indeso atiky izy."

1
09/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Nindesina taminazy gn'zaza lehilahy, ary laha nahita an'Jesosy gny fagnahy ratsy, da nifanitositogna izy. Lavo tamin'ny tany gny zazalelahy sady feno vory gny vavany.\v 21 Jesosy nagnotsafa an'i abany hoe: Hafiriana gny naha akôrnizao anazy? Da hoy iabany hoe: "Efa latamin'naha zaza anazy." \v 22 Indraindraiky gny fagnay ratsy io da nahandavo anazy agnaty afo ndre agnaty rano da nagnandragna gny hamotika anazy. Laha mahay magnano raha aby Anao, da mba miantrã anay ary ampio iay.

1
09/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Jesosy nizaka tamininazy hoe: "' Laha mahay anao'? \v 24 Gny raha aby dahainy ndre mino." Avy da nitoreo mafy iaban'zaza: "Mino aho! Tahio iaho amigny tsy finoako!" \v 25 Laha hitan'i Jesosy gn'olo marobe nezakazaky nagnatogna ndreo, da nizakainy mafy gny fagnahy maloto hoe: "Ry fagnay maregny mizaka anao iaho, menga aminazy. Da ka mipody aminazy koa."

1
09/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Nitoreo mafy izany ka nifanitosintogna mafy gny zazalelahy avy eo da nenga. Akôra olo maty igny zazalelahy, ka maro gny nizaka hoe: "Maty izy". \v 27 Da Jesosy nangala anazy timign'tagnany nagnarigna anazy, da nitsangana gny zazalelahy igny.

1
09/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Ary laha niditra tandragno Jesosy da nagnentso fa anazy mitokanaa gny mpianatrany hoe: " Nagnino zany iahy raha tsy nampiboely gny fagnahy ratsy?" \v 29 Hoy Izy tamindreo hoe: "Gn'akoatrany io da tsy afaka aboely afa-tsy amignalalany vavaka."

1
09/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30Nenga teo indreo da nandalo tagny Galilia. Tsy tiany ho fantatran'iza n'iza hoe taia indreo, \v 31Fa nampianatra gny mpianatra izy. Hoyizy tamindreo hoe: Ny Zanak'olo da homena antagnanign'olo, ho vonina izy. Laha vonina Izy da hitsangana amin'ny maty afaka telo andro." \v 32Fa tsy takatrandreo io fagnambarana io, nataotra indreo nagnotsafa an'Azy.

1
09/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33Avy teo da avy tao Kapernaomy indreo. Laha niditra andragno Izy da nagnotsafa hoe: "Ino gny raha nizakainareo tandalagny?" \v 34 Fa nisigny indreo. Efa niady hevitra avao koa indreo amizany iza gny tena zakabe. \v 35Nidoboky, da nagnetso gny roambifolo lahy izy sady nizaka hoe: "Laha misy te-ho voalohany, da tsy maintsy farany amigny raha aby ary hanjary ho mpanompon'ny ndreo aby."

1
09/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Nangala zaza raiky izy nataony agnivondreo nengainy amisandriny izy da nizaka tamindreo hoe: \v 37 "Ndre iza ndre iza mandray gny zaza akorany izao amignagnarako, da mandray Anahy avao koa, da tsy mandray Anahy raika avao izy, sady mandray gny nagniraka anahy avao koa.

1
09/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Hoy Jaona taminazy hoe: "Mpampianatra ô, naita olo nandroaka devoly tamign'agnaranao iay fa tsy nekendreo, fa tsy magnaraka atsika. \v 39 Jesosy nizaka hoe: "Ka rarana izy, fa tsy misy olo agnano asa godabe amignagnarao nefa tselatsela afara atao da hizaka ratsy Ahy.

1
09/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Ndre iza na iza tsy manohitra da momba antsika. \v 41 Ndre iza ndre iza magnome rano anao feno tasy hinomina satria an'Kristy ianao, da zakaiko aminao marina tokotry, fa tsy ho very gn'valim-pitiany.

1
09/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 Ndre iza ndre iza mahavignitry gny raiky aminareo kely mino Anahy ireo, da tsara hoanazy gnagnatogna vata lehibe fikosoham-bary mifatotry am'vozognany ary hatoraky an-dranomasigny. \v 43 Daha gny tagnanao gny mahavignitry anao da tapahy. Fa tsara aminao gny miditra kilemaigna amigny fiaignana akô zay manatagnandroy handeha amign'helo, amign'afo tsy mety vonoina. \v 44 [Fagnamarinana: Gny fandikana tsara be ao amin'ny gn'andininy faha 44 sy 46 hoe: "Izay tsy maty sindritry gny hankandreo ary gn'afo tsy ho maty mandrakizay."']

1
09/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Laha gny tongotrao gny mahavignitry anao, tapay izany. Tena tsara aminao gny miditra miripa gny amy fiaignana toizay managna randro roy da haregna agny amigny helo. \v 46 [Jereo gny fagnamarinana eo amign'andininy faha 44]

1
09/47.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 47 Laha gny masonao gny manahiragna anao, da alay hiala zany. Tsara aminao gny miditra gny fanjakan-Jagnahary miaraka amigny maso raiky toy izay maso roy da haregna agny amign'helo, \v 48 agny amigny toeragna zay tsy mahafaty gn'ankandreo, da gnafo tsy mety vinina.

1
09/49.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 49 Fa gnolo aby da voasira amign'afo . \v 50Tsara gn'sira, fa laha gny sira manjary matavay, ahoana gnamasigna anazy koa? "Asio sira aminareo, da miavagnä amin'ny tsirairaky aby."

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 9

1
16/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Laha tapitra gny andron'ny Sabata, da nivanga raha mangitry hosorana amin'ny fatin'i Jesosy i Maria Magdalena sy Maria Endin'i Jakoba, da Salome nivanga raha mangitra mba handea agnositra gn'fatin'i Jesosy. \v 2Vô nandraigna be tamy gn'andro vôloany gny erignandro, da nandea akobory indreo laha niporeka gny masoandro.

1
16/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Da nikoragna indreo hoe: " Iza gn'anitaky gn'vato amy varangaragny koboritsika?" \v 4 Laha nitrôtry indreo, da nahita fa nisitaka nenga gny vato, da vato da godabe tokôtry.

1
16/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Niditra ankobory indreo da naita manafolahy nisikina ankanjo fotsy, nidoboky tankavanagna, ary ka da gaga indreo. \v 6Da hoizy tamin'indreo hoe: "Ka mataotra. Mikatsaka ny an'i Jesosy anareo, ingay Nazareana, gn'nasampy igny. Nitsangana Izy! Tsy eto Izy. Jerevo gny plasy nagnampetrandeo Anazy. \v 7Ka mandiana, zakay gny mpianatrany da i Petera hialoha lalagny anareo agny Galilia Izy. Agny gnaitanareo anazy, arakin'nizakainy taminanareo."

1
16/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Nijotso indreo da niezakazaka nenga gny kobory; nangitakitaka sady gaga indreo. Tsy nijaka n'ino n'inona tamin'olo indreo satria angoaigna lôtry.

1
16/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 [Fagnamafisana: Gny fandikana taloha tena tsara be da mangala gny marika 16: 9-20] Vô nandraigna tamin'ny vôloany gn`erignandro, tafara gny fitsanganany, da nibôky tamin'i Maria Madgalena Izy. Tamin'nagajotsoany demonia fito. \v 10 Da lasa i Maria nizaka gny vaovao tamindreo niaraka tamin'i Jesosy, laha mbola nisaogna sy nitomagny indreo. \v 11 Regnindreo fa velogny Izy ary nahita Anazy, Izy. fa da tsinino indreo.

1
16/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 [Gny fandikana taloha tena tsara be da mangala ny marika 16: 9-20] Tafaran'izany Jesosy da nibôky tamin'ny roy tamindreo, laha nandea hoagny an-tanàna indreo. \v 13 Da lasa indreo nizaka taminireo mpianatra sisa, fa da tsy nino aby indreo.

1
16/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14[Fagnamafisana: Gny fandikana taloha tena tsara da mangala ny marka 16: 9-20] Tafaran'nibohany tamin'gny raika ambifolo lahy Jesosy laha mbola teo ampinana indreo, da nijaka mafy andreo Izy tratriny tsy finoany sy gny amafiny fo ndreo. \v 15Da hoy Izy tamindreo hoe: " Mandiana amin'izao tontolo izao, ka jakay amin'gnolo abiaby gny Filazantsara. \v 16Ndre mino sy atao batisa avao gny vonjena, ka ze tsy mino saky da ho eloina.

2
16/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 17 [Fagnamafisana: Gny fandikana taloha tena tsara da mangala ny marka 16: 9-20] Itoa aby gny fambara da hagnaraky indreo ze mino: Amignagnarako gn'amoandreo demonia. Hizaka amign'fizakana vaovao indreo. \v 18 Handray menaragna amy gny tagnana indreo,
ary ka laha minagna zava-mafaty indreo, da tsy mampagnino andreo zany. Hametratagnana amin'ny marary indreo. da ho sitragna.

1
16/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 [Fagnamafisana: Gny fandikana taloha tena tsara da mangala ny marka 16: 9-20] Laha avy nikoragna tamindreo gny Tompo, da nampekariny ho agny an-dagnitra Izy ka da nipetraka amin-tanana ankavanan' Zagnahary. \v 20 Da lasa indreo mpianatra gn'nitory tamy gny rehetra tegny, Ka gny Tompo da niara-niasa tamindreo reo.

1
16/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 16

View File

@ -2,6 +2,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -16,6 +17,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 063bec3159c0b1f062d3cef3b1e839ce8631188c
=======
>>>>>>> 1816a2a5786fcce787f9aff711fe191c8d80908c
=======
>>>>>>> 673b965375c69aa339c3a1b31284cdc988888eb9
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -46,6 +49,7 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> ef5714d434a40394837ac2217a2f59e5746f7766
=======
>>>>>>> b6c0484992f1eaf19e9c66815931519c68927c92
@ -53,3 +57,5 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
>>>>>>> 063bec3159c0b1f062d3cef3b1e839ce8631188c
=======
>>>>>>> 1816a2a5786fcce787f9aff711fe191c8d80908c
=======
>>>>>>> 673b965375c69aa339c3a1b31284cdc988888eb9

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Marka

View File

@ -37,7 +37,8 @@
"LAPTOP-IQHM9IOH",
"MAD121",
"MAD119",
"MAD117"
"MAD117",
"MAD120"
],
"finished_chunks": [
"02-title",
@ -255,6 +256,74 @@
"05-18",
"10-13",
"10-38",
"10-41"
"10-41",
"01-title",
"01-38",
"01-21",
"01-16",
"01-04",
"01-07",
"16-title",
"16-03",
"16-09",
"16-17",
"16-19",
"08-01",
"08-07",
"08-35",
"08-title",
"09-title",
"09-07",
"09-11",
"09-23",
"09-36",
"09-40",
"09-47",
"front-title",
"01-09",
"01-40",
"01-45",
"08-05",
"08-14",
"08-16",
"08-22",
"08-27",
"08-31",
"08-33",
"08-38",
"09-01",
"09-20",
"09-26",
"09-28",
"09-45",
"16-01",
"16-12",
"16-14",
"01-01",
"01-12",
"01-14",
"01-19",
"01-23",
"01-27",
"01-29",
"01-32",
"01-35",
"01-43",
"08-11",
"08-18",
"08-20",
"08-24",
"08-29",
"09-04",
"09-09",
"09-14",
"09-17",
"09-30",
"09-33",
"09-38",
"09-42",
"09-49",
"16-05",
"16-08"
]
}