Fri Jan 24 2020 13:41:31 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 13:41:32 -05:00
commit b9ac381782
23 changed files with 51 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Efatra ambifolo taogna tafara taty niakatra tagny Jerosalema koa iao niaraka tamin'i Barinabasy, da nitondra an'i Titosy niaraka taminä. \v 2 Niakatra tagny nony gn'fagnambarana raika iaho nametraka tamindreo gny filazantsara zay toriko amindreo Jentilisa. Nikoragna mitokana tamindreo zay niheritreretina ho manan-danja iaho, mba azahoana antoka fa tsy nezakazaka_ na efa nezakazaka_ very maigna iaho.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Fa na i Titosy aza, zay niaraka taminä gny sady Grika, da noterena ho voafora. \v 4Netsoka moramora indreo rahalay sandoka hitsikilo gny fahafahana anagnanay ao am'i Kristy Jesosy. Nagniry gnagnandevo anay indreo, \v 5da tsy nety agneky andreo ndreda kely gny fotognay, mba hitoeragny fahamarinan`gny filazantsara aminareo.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Fa indreo ze niheritreretina ho manan-danja (na ino gna ino indreo da tsy mampagnino Anahy, zagnahary da tsy miangatry)_ Zakaiko, indreo, niheritreretina ho manan-danja da tsy nagnampy gna ino gna ino tamignahy. \v 7Mifanohitra amizany, hitandreo da magnakina gny filazantsara hoandreo zay tsy voafora iaho. Akôra gny nagnankinan'i Petera gny filazantsara hoandreo zay voafora. \v 8Ka gny Zagnahary, zay niasa tamin'i Petera ho amin'ny maha-apostoly hoandreo zay voafora, da niasa tamignahy avao koa hoandreo Jentilisa.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 I Jakoba, Kefasy, ary Jaona, zay lala ka agnisan-dreo namorogna gny fiangonana, laha nahalala gny fahasoavana zay nomena anahy, da magnome gny tagnana ankavanan'ny fikambanana ho anahy sy Barabasy indreo. Nataondreo zany mba hazahonay megnagny amin'ny Jentilisa, ary mba hazahoandreo megnagny amin-dreo zay vôfora. \v 10 Nangataka fotsiny indreo mba hatsiaro gny sahiragna iahy, zay raha tegna teko atao tokôtry.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 La avy tagny Antioka i Kefasy, da manohitra azy teo amigny tarehiny Iaho satria voazaka ka diso izy. \v 12 Talohan'ny gnevedreo lelay sasany latagny am'i Jakoba, da teo am-pisakafoana hiaraka tamin-dreo Jentilisa I Kefasy. Laha avy indreo lelay, da nilegnina izy da nenga lavitra andreo Jentilisa. Angoaigna indreo ka nitaky gny famorana izy.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Gny sisa tamindreo Jiosy koza da niray tamin'izany fiatsaram-belatsihy zany. Ndre i Barnabasy aza da very lalagna niaraka tamin-dreo. \v 14Laha hitako fa tsy magnaraka gny fahamarinan'ny filazantsara gny fitondran-tegnandreo, da mizaka tamin'i Kefasy teo ankatrehandreo aby hoe: "Laha Jiosy anao kanefany miaigna akô gny Jentilisa fa tsy akôrany Jiosy, ahôna gnafahanao manery andreo Jentilisa hiaigna akô gny Jiosa"

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Isika da Jiosy tamign'alalan'ny fahaterahana da tsy mpanota Jentilisa; \v 16fantatsika nefa da tsy misy olo hagnamarinan'gny asan'ny lalàgna fa amign'gny alalan'ny finoana an'i Kristy Jesosy. Itsika avao koa da avy tamigny finoana an'i Jesosy Kristy mba ho hamarignina amigny finoana an'i Kristy ka tsy gnasan'lalàgna. Fa tsisy vatagna ho hamarignina amignasan'ny lalàgna.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Laha toa ka, mikatsaky ho hamarignina am'Kristy itsika, isika avao koa, da hita fa mpanota, moa mandrisika gny fahotana kaiky i Kristy? Aia avaö! \v 18 Ka Laha manangana koa indreo raha efa niraiko taloha iaho, da magnaporofo gny tegnako ho mpandika lalàgna iaho. \v 19 Da tamigny lalàgna gny nahafatesako amigny lalàgna, mba ho velogna ho an`i Zagnahary iao.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Nasampy niaraka tamin'i Kristy iaho. Tsy iaho koa gno velogna, ka i Kristy gno velogna ato agnatiko. Gny fiaignana iaignako ao amigny vatagna amin`zao da iaignako amign'finoana gny zanaky Zagnahary, zay Tia anahy ka nagnome gny tegnany ho anahy. \v 21 Tsy magnilika gny fahasoavan' Jagnahary iao, laha azo amign'lalàgna gny fahamarignana, da tsy misy dikany gny nahafatesan'i Kristy!

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tamigny fahafana gny nagnafahan'i Kristy antsika. Mioregna tsara fa kaha magneky ho ambaniny zogan'ny fagnandevozana koa.\v 2 Ity, iaho, Paoly mizaka aminareo fa laha gny tegnanareo gno forana anareo, da tsy hatsara anareo amigny fomba aby Kristy.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Mijoro vavolombelogna amign'olo tsirairaiky, zay magneky gny tegnany ho vofora iaho ka votery hagnaraka gny lalàgna aby izy. \v 4 Vôsaraka tamin'i Kristy anareo, zay te hamerigna amigny lalàna; ary tsy miaigna amigny fahasoavagna koa anareo.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Fa amigny alalan'ny Fagnahy, amigny finoana, gnandignasantsika fatatra gny fagnantanterahana gny fahamarinana. \v 6Amin'ny Kristy Jesosy da tsisy dikany na vofora na tsy vofora, fa gny finoana miasa amigny fitiavana avao. \v 7Amin'nNezakazaka tsara anareo. Iza gny nibagna anareo amigny fagnekena marina? \v 8Izany fandresen-dahatra zany da tsy avy amy gny nagnetso anareo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Karobônaty kidika mampitombo koba maro. \v 10 Fa matoky gny Tompo iaho fa tsy handramby fomba fijery hafa anareo. Fa raiky mampikorontagna anareo hagnefa gny sazy, ndre iza ndre iza.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ry ralay, laha mbola magnambara gny famorana iaho, nagnino iaho gny mbola enjehina? Amin'zany da ho afaka tokôtry gny fahatafatoignan'ny hazo fijaliana. \v 12 Ka hoandreo zay magnakorotagna anareo, engany mba hanapaka gny tegnany indreo.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa natsovana ho amigny fagnafahana anareo, rahalay. Ka nefa aza ampiasaina ho iraka amy gny filan'ny vatagna gny fahafahanareo; fa kosa amin'ny alalan'ny fitiavana da mifanompoa. \v 14 Fa gny lalàgna aby da tanteraka ao amy gny didy amigny magnano hoe: "Tsy maintsy mitia gny namanareo akora gny tegnanao anao." \v 15 Fa laha mifagnekitry sy mifampihinagna anareo da mitandrema sa da hifanimba.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ka hoy iaho, mandihana araka gny Fagnahy gny filan'ny nofo, ary manohitra gny filan'ny vatagna anareo. \v 17 Ka manohitra gny fagnahy gny filan'ny vatagna ary ka manohitra filan'gny vatagna fa gny fagnirian'ny Fagnahy. Fa mifanohitra izy io mba tsy havitanareo magnano raha tenareo. \v 18 Fa laha tratrin'ny fagnahy anareo da tsy ho ambanin'ny lalàgna.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Amizao andro zao da mibaribary gny asan'ny filan'ny vatagna: fijangajangana, fahalotoana, fihengongona. \v 20Fanompoan-tsampy, famosaviana, falaignan`olo,fifandirana, fahasarotam-piaro, fisaram-bazagna, fizarazarana, \v 21 fialognana, fahamamoana, fagnakorotagnana, ary gn'raha akôran'zany. Mampitandrigna anareo iaho, akôra gny efa nampitandremako anareo taloha, fa tsy handova gny fanjakan'Jagnahary indreo zay magnano anio raha io.

1
05/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa gny vokatra gny fagnahy da fitiavana, fiadagnana, faharetana, hatsaram-pagnahy, fagnamboarana tsara, finoagna, \v 23 fahalemem-pagnahy, ary fifehezategna; tsy misy lalagna manohitra gny raha akora gny zany. \v 24 Ireo zay an'i Kristy Jesosy da efa nagnasazy gny toetra be ota mitambatra amigny fahafinaretana sy gny filany.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Laha miaigna amy gny Fagnahy isika, aoka handeha amy gny Fagnahy avao koa. \v 26Ôka isika tsy ho lasa mpieboebo, mifandrangitra ary ka mifampialogna.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

View File

@ -1,6 +1,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -13,6 +14,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> a6cb0132dc911e12c05109db35964ac1d39c395c
=======
>>>>>>> ebdc05b4f038eeb38bb80c94dfe8bc3302f3da98
=======
>>>>>>> 85209db2934892b0897ceb9d33d4857490f618b9
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -42,8 +45,11 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> e432cbd9fba7515f6c4fe5c87aee8afc440c481b
=======
>>>>>>> a6cb0132dc911e12c05109db35964ac1d39c395c
=======
>>>>>>> ebdc05b4f038eeb38bb80c94dfe8bc3302f3da98
=======
>>>>>>> 85209db2934892b0897ceb9d33d4857490f618b9

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"MAD118",
"MAD119",
"MAD117"
"MAD117",
"MAD120"
],
"finished_chunks": [
"04-title",
@ -83,6 +84,27 @@
"06-17",
"06-01",
"06-06",
"06-09"
"06-09",
"02-title",
"05-title",
"02-09",
"02-20",
"05-03",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"05-16",
"02-11",
"02-01",
"02-06",
"05-22",
"02-03",
"02-13",
"02-15",
"02-17",
"05-01",
"05-05",
"05-19",
"05-25"
]
}